Aleksandra Lehibe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: en:Alexander the Great
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
[[Image:BattleofIssus333BC-mosaic-detail1.jpg|right|thumb|300px]|Aleksandra Lehibe, Naples National Archaeological Museum]]
 
Ny azoAzo atao hoe: Aleksandra Lehibe dia isan'ny mpitari-tafika ngeza indrindra sady mpanao tetikady mahay indrindra teto an-tany. Teraka tamin'ny 356, maty tamin'ny 323 talohan'i J.K.JK (TJK) tany Babilona.
 
== Fiandohan’ny Fiainany ==
Zanak'i Filipo II avy any Masedonia sy Olympias. Hita ho nandova ny fahambonian-tsaina avy tamin'ny rainy sy reniny. Hatramin'ny 345 dia ilay tena ngezalahy tamin'ny fahalalana, i Aristota, no nikarakara ny sainy, ka io no nampianatra azy ny karazam-pahalalana rehetra fantatry ny olona tamin'izay, indridra fa ny asan'i Homera. Ny fizarana manao raharaha samy hafa kosa dia nianarany tao an-dapan-drainy, izay nifaneraserany tamin'ireo manamboninahitra sy solontenam-pirenena samy hafa tonga teo. Nanjaka nandimby an-drainy izy nony maty novonoin'olona rainy (336). -- Tamin'ny fivoriana tao Korinto (335) dia nekena ho jeneraliben'ny foloalindahy makedoniana rehetra izy.
 
Zanak'i Filipo II avy any Masedonia sy OlympiasOlympiasa. Hita ho nandova ny fahambonian-tsaina avy tamin'ny rainy sy reniny. Hatramin'ny 345 dia ilay tena ngezalahy tamin'ny fahalalana, i Aristota, no nikarakara ny sainy, ka io no nampianatra azy ny karazam-pahalalana rehetra fantatry ny olona tamin'izay, indridra fa ny asan'i Homera. Ny fizarana manao raharaha samy hafa kosa dia nianarany tao an-dapan-drainy, izay nifaneraserany tamin'ireo manamboninahitra sy solontenam-pirenena samy hafa tonga teo. Nanjaka nandimby an-drainy izy nony maty novonoin'olona ny rainy (336 TJK). -- Tamin'ny fivoriana tao Korinto (335 TJK) dia nekena ho jeneraliben'ny foloalindahy makedonianamasedoniana rehetra izy.
 
== Fivelaran’ny fanjakany ==
[[File:Map Macedonia 336 BC-en.svg|300px|thumb|Saritan'ny fanjakan'i Masedonia, taona 336 TJK]]
 
Nandresy ny Grika nikomy taminy izy, ary samy nampiasainy tamin'izany na ny hasiahana na ny halemenhalemem-panahy. Ny niantombohan'ny ady ngeza nataony an'i Azia Minora, nitondra miaramila an-tongotra 30.000 sy an-tsovalytsoavaly 5.000. --
 
RahefaRehefa tonga tany Troade izy dia nanatitra fanatitra ho an'ny ambiroan'i PriamPriama sy AchilleAsily (ireo mpiady malaza tantarain'i Homera), vao nandroso hatrany Granique ka nanotohoto ny voalohan-tafika persiana tao.
 
Tonga tompon'i Azia Minora manontolo izy. Nihoatra ny tendrombohitra Taorosy izy, dia nijanona tao Tarsosy aloha, fa narary mafy. Rahefa nitsangana avy teo ny lehilahy dia nandroso nankany Kilikia ka nanorotoro ny tafik'i Dariosy teo an-tanilemak'IssosIssosy. Noreseny hatrany ny moron-tsirak'i Syria.
[[File:MacedonEmpire.jpg|thumb|350px|Saritan'ny fanjakan’i Aleksandra Lehibe sy ny lalany]]
 
Tany Foinikia, ny tanàna [[Tyro]], teo amin'ny nosy kely mafy fiarovana, dia nataony fahirano 7 volana, sady nanaovany tetezam-bato mankeny aminy, vao azony.
 
Farany, afany koa Jerosalema, dia nandroso nankany Ejipta izy; namakivaky ny efitr'i Libia, dia tonga teo am-bavan'ny ony Neily, ary nanorina ilay tanàna malaza nampitondrainy ny anarany hoe Aleksandria.
 
Tamin'ny lohataonan'ny 331, rahefarehefa nandresy ny moron-tsiraky ny fanjakana teo am-pelatànan'ny Persiana izy, dia niditra tao afovoan-tany.
 
Nita ny ony EofatraEofarata tao Tapsaque izy; nita koa ny ony Tigrisy, tao akaikin'ny sisa naharavan'ny tanàna NiviveNinive, ary nifanehatra tao Gangamela tamin'ny tafi-baovao vao noforonin'i Dariosy indray. Nanaiky azy avokoa anyny tanàn-dehibe rehetra, toa an-dry Babilona, Sosana, Persepolisy, Ekbatana.
 
Notanarahiny eran'i Media sy Baktriana i Dariosy, ka farany dia maty novonoin'olona. Izany no niafaran'ny fanjakam-be voalohan'ny Persiana. -- Nankany India koa Aleksandra. Izy no mpanjaka eoropeana tonga voalohany tany.
 
Noho ny harerahana amin'ity ady sy dia lava tsy misy farany dia nitokona tsy nety mandehanandeha intsony ny miaramilany, ka dia tsy maintsy nijanona izy!.
 
Taorian'izany anefa dia mbola nikasa handeha hanafika ny Arabo indray izy, kanjo teo am-piomanana indrindra dia voan'ny tazo.
 
Hafoloana taorian'ny niandohan'ny aretiny dia nampandalovina tsirairay teo anatrehany nanao veloma azy ny miaramila makedonianamasedoniana, ary dia maty izy ny ampitson'iny (323 TJK) raha tovolahy vao 32 taona monja.
 
==Fikasan'i Aleksandra Lehibe==
Ny fikasan'i Aleksandra Lehibe. RahefaRehefa dinihana fatratra ny tantarany dia misy zavatra toy izao hita taratra tamin'ny nataony: (1) Nikendry hampiova ny fombam-piainan'ny firenena Tatsinanana ho tahaka ny an'ny Tandrefana izy. Izany noantonno anton'ny nanorenany tanàna sy zanatany grika betsaka hatraiza hatraiza. (2) Nitady hampifangaro ra ny Tatsinanana sy ny Tandrefana izy; koa ny tenany dia nanambady vehivavy Persiana vitsivitsy, ary ny miaramilany (Grika, MakedonianaMasedoniana) marobe dia nampirisihiny na notereny hanao toy izany koa. (3) Raha ny momba ny fitondram-panjakana kosa dia nataon'i Aleksandra fa ny an'ny Persiana no tsara kokoa, ka dia ny an'i Azia no narahiny noho ny an'i Eoropa.
 
==Toe-tsainy==
Ny toe-tsainy. Nahatalanjona ny herin-tsain'ity zatovolahympitari-tafika ity. Mendrikaary mendrika azy ny anarana hoe "Lehibe". Fatratra ny fahaizany hitondra tafika sy ny fahitany tetikady hatao. Nanana sitrapo henjana, mahay mampanaiky sy mampakato koa izy, na ny miaramilany na ny fahavalony. Mahaloa-bolana ny herimpony, fa izay rehetra nokasainy dia hainy notontosaina tanteraka sy haingana.
 
Ny miaramilany dia natoky fa tsy misy tsy ho efany rahefarehefa hataony. (Mba lasa ho azy ao ny saina mahatsiaro (kely) an'i Lehidama).
 
==Toe-panahiny==
Ny toe-panahiny. Rahamampiavaka mijeryazy indrindra dia ny toefihetsiny somary maheriherisetra, manao an-panahinyjambany, isikaireo diatoetra matrokaireo izy;no sadynanampy azy nanarampotamintamin'ny ady natrehany. Kanefa niankin-doha tamin'ny filan'ny nofo nosy nisotrofisotroana toaka. (1) Nihanasiaka izy nony nitombo hery: ny komandiny anankiray izay nanohitra azy dia notaritarihiny velona tao aorian'ny kalesiny mandra-pahapotipotiny; PhilotaFilota, komandin'ny miaramilany an-tsoavaly dia nampijalinynampijaliany sy novonoiny noho ny ahiahy fotsiny. (2) Tonga nanandra-tena ho andriamanitra koa Aleksandra nony nisondrotra.
 
CalisthêneKalistena, mpanoratra, olon-kendry grika, nony tsy nety nanaiky azy ho andriamanitra dia nody nolazainy hoe mitetika kany hikomy ka novonoiny.
 
Tsy mba nanao tahaka andryan-dry PériclèsPeriklesy sy Epaminonde, izay nitandrina tsara ny toe-panahiny sady nikely aina hanasoa olona nony tafasandratra, izy.
 
Ary azo inoana fa: vokatry ny fitsiriritany tsy manam-pitsaharana, ny ran-olo-marina nalatsany, ary ny rehaka diso fampana, no nahafolaka andantony azy.
 
[[af:Alexander die Grote]]