Rindrin'i Berlin: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
New page: Ny alin'ny 12 aogositra 1961 no nananganan'ny Repoblika Demokratikan'i Alemana ny '''rindrin'i Berlin''', mba hampitsaharana ny fifindran'ireo mponina ao ho any amin'ny [[Repoblika Fed...
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 9 Novambra 2007 à 09:41

Ny alin'ny 12 aogositra 1961 no nananganan'ny Repoblika Demokratikan'i Alemana ny rindrin'i Berlin, mba hampitsaharana ny fifindran'ireo mponina ao ho any amin'ny Repoblika Federalin'i Alemana. Ny Fifanarahan'i Varsovie dia isan'ny nanome vahana ny fananganana io "rindrina" io, satria ho an'i Alemana atsinanana dia fiarovany amin'ny fanafihana sy mety ho fidirana an-keriny ataon'ny tafika avy ao andrefana izy io.

Tsy rindrina fe rindrina fotsiny anefa, fa voaaro amin'ny herin'aratra, sy arovan'ireo mpiambina izay afaka manao fisafoana tsy miato noho izy rindrina natao azo ivezivezena.