Somme: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.5) (Rôbô Nanampy: an, ar, be, br, ca, ceb, cs, cv, cy, da, de, en, eo, es, eu, fi, frp, he, hu, id, it, ja, ka, la, lad, lb, lmo, lt, ms, nds, nl, nn, no, oc, pam, pcd, pl, pt, ro, ru, simple, sk, sl, sr, sv, sw, tg, th, tr, uk, vi, vo, war, zh,
+
Andalana faha-2:
 
I '''Somme''' dia departemanta frantsay ao amin'ny faritra Picardie, faritra any avaratry ny departemantan'i [[Oise]]. Ny renirano ''Somme'' no iavian'ny anaran'ilay departemanta mitovy anarana. Ny kaodin'ny departemantan'i Somme dia 80 ho an'ny la Poste ary ho an'ny Insee. Ao Somme koa no ahitana ireo anaran-tanàna fohy indrindra ary lava indrindra ao Frantsa : ''[[Y, Somme|Y]]'' ary [[Saint-Quentin-la-Motte-Croix-au-Bailly]].
 
== Tantara ==
 
Noforonina taorian'ny Tolom-piavotana frantsay, tamin'ny 4 Martsa 1790 io departemanta io, noho ny fampiharana ny lalàn'ny 22 Desambra 1789 avy amin'ny singa avaratry ny faritanin'i Picardie (ny Amiénois, ny Marquenterre, i Ponthieu, i Santerre ary i Vimeu).
 
Ny deoartemanta ankehitirny, afovoany ara-tantaran'i Picardie, dia tadiavina hananana noho ny fisiany eo anelanelan'i Paris sy ny Valandera. Toerana nisian'ny ady maro dia maro ny departemantan'i Somme, nandritry ny adin'i Galia, Adin'ny zato taona, adim-pinoana, adin'ny taona 1870, Ady lehibe voalohany ary ady lehibe faharoa.
 
Tamin'ny Ady lehibe voalohany, nanomboka tamin'ny 1916 ny adin'i Somme.
 
{{vangovango}}