Lakandranon' i Môzambika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
== Ireo nosy ==
 
Any avaratra, eo anelanelan'i Madagasikara sy ny [[kontinenta afrikana]] no misy ny [[tamba-nosy]] [[Kaomory]].
 
Ao ihany koa ireo nosy kely - ankoatra ny nosy [[Tromelin]] izay mitokana any amin'ny ranomasimbe indiana - izay eo ambany fiadidian'i [[Frantsa]] ka antsoina hoe "[[Nosy miparitaka]]" : ny nosy [[Glorieuses]], [[Juan de Nova]], [[Europa]] ary [[Bassas da India]].