Namibia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « {{Infobox Pays | nom_local1=Republic of Namibia | langue1=en | nom_français=Repoblikan'i Namibia | image_drapeau=Flag of Namibia.svg | lien_drapeau=Sain'i Namibia... »
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Mey 2011 à 19:23

Republic of Namibia ((en))
{{{nom_malgache}}} ((mg))
Sain'i Namibia Mari-piandrian'i Namibia
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny ofisialy anglisy[1]
Renivohitra Windhoek
22°33′47″S 17°04′43″E / 22.563056°S 17.078611°E / -22.563056; 17.078611
Tanàna lehibe indrindra Windhoek
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
Praiminisitra
Repoblika
Hifikepunye Pohamba
Nahas Angula
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 34
825 418 km²
Azo tsy raharahiana
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 142
2 088 669 mpo.
2,5 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Namibianina, namibiana
Sandam-bola Dollar namibiana (NAD)
Faritr'ora UTC +1 (heure d'été +2)
Hiram-pirenena Namibia, Land of the Brave
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+264

I Namibia na Repoblikan'i Namidia (amin'ny fiteny anglisy Namibia ary Republic of Namibia, ary amin'ny fiteny afrikaans Namibië ary Republiek van Namibië) dia firenena ao atsimon'i Afrika. Ny faritany misy an'i Namibia ankehitriny dia nitondra ny anarana Atsimo Andrefana afrikana, zanatany alemana, ary taty aoriana protectorat an'i Afrika Atsimo. Firenena mahaleotena i Namibia hatry ny tamin'ny 21 Martsa 1990. Ny firenena mamritra azy dia i Angola any avaratra, ny Repoblikan'i Afrika Atsimo any atsimony, ny Botswana any atsinanay ary ny Zimbabwe ary i Zambia any avaratra andrefany.

Ny renivohiny dia Windhoek, renivohitry ny zanatany alemana an'i Atsimo andrefana afrikanina taloha. Ny dikan'i Windhoek amin'ny fiteny afrikaans dia 'toerana tsofon'ny rivotra'. Telo hetsy eo ho eo ny isam-ponina any Windhoek, izany hoe eo amin'ny folo isan-jaton'ny isam-ponina manontolo eo ho eo (roa tapitrisa mponina).

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

  1. Andininy fahatelon'ny lalampanorenana