Lakandranon' i Môzambika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
New page: Ny '''lakandranon'i Mozambika''' dia sampan'ny ranomasimbe indiana mampisaraka an'i Madagasikara amin'i Afrika, tandrify indrindra an'i Mozambika.
 
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''lakandranon'i Mozambika''' dia sampan'ny [[ranomasimbe indiana]] mampisaraka an'i Madagasikara amin'i [[Afrika]], tandrify indrindra an'i [[Mozambika]].
 
 
 
== Ireo nosy ==
 
Any avaratra, eo anelanelan'i Madagasikara sy ny [[kontinenta afrikana]] no misy ny [[fitambara-nosy]] [[Kaomory]].
 
Ao ihany koa ireo nosy kely - ankoatra ny nosy [[Tromelin]] izay mitokana any amin'ny ranomasimbe indiana - izay eo ambany fiadidian'i [[Frantsa]] ka antsoina hoe "[[Nosy miparitaka]]" : ny nosy [[Glorieuses]], [[Juan de Nova]], [[Europa]] ary [[Bassas da India]].
 
 
== Ny tombon-tsoa atolony ==
 
Ahitana ireo toerana fitiliana ny [[toetr'andro]] sy ny fihavian'ny rivo-doza ireo nosy kely miparitaka ao amin'io lakandrano io.
 
Maro ireo sambo mpitatitra solintany no mandalo ao.
 
Mahamora ny fiarovana ny fitaterana an-dranomasina sy an'habakabaka iraisam-pirenena ihany koa ao, indrindra ny fifamoivoizana Madagasikara-[[Djibouti]]-Madagasikara, na [[Maorisy]]-[[Kenya]]-Maorisy.