Etazonia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-33:
 
== Fanomboan'ny Tantarany (1776-1917)==
Saika mpiavy ny olona rehetra ao aminy, na ny teratany aza. Ny [[zanatany]] [[Anglisy]] 13 izay niforona teo amin'ny sisn-dranomasina Atlantika ary nanambara ny fahaleovan-tenany tamin'ny [[4 Jolay]] [[1776]] no lasa Etazonia amin'izao fotoana izao. Nanomboka teo dia nihitatra nankany andrefana ny sisin-tany ka resy tosika ireo [[foko]] isan-karazany izay nonina tao talohan'ny [[eoropeana]]. Toa izao ny fivoaran'ny fahazoany ny tany<ref>Nalaina tamin'ny Saritany [http://en.wikipedia.org/wiki/Image:USAClimates.PNG]</ref>:
*[[1798]] dia teo am-pelatanan'ny Amerikana ny faritra atsinanan'ny renirano [[Mississippi]] manontolo.
*[[1803]] dia novidiny avy tamin'ny [[Frantsa|Frantsay]] ny faritra lemaka andrefan'ny Mississippi.