Etazonia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
box
k tapitrisa
Andalana faha-30:
Ny Etazonia dia [[firenena]] any [[Amerika Avaratra]] izay mizara ho [[faritra]] mizakatena (''state'') dimampolo, distrikta federaly iray ary, faritra ivelany (''territory'') 14. Ny firenena [[Canada|Kanada]] no manamorina azy ao avaratra, [[Meksika]] kosa avy atsy atsimo. Ny ranomasina [[Atlantika]] sy [[Pasifika]] no sistaniny atsinanana sy andrefana. Ny faritra iray izay atao hoe [[Alasaka]] dia any avaratr'i [[Canada|Kanada]] no misy azy ary ny andian'nosy [[Hawaii]] dia any amin'ny ranomasian Pasifika.
 
9,7 tapitrisa kilometatra toradroa ny fivelarantany misy azy ary. Faha efatra eran-tany izy amin'ny fivelaran-tany sy ny isan'ny mponina monina ao aminy. Izy no firenena manana [[toe-karena]] matanjaka indrindra eran-tany.
 
== Fanomboan'ny Tantarany (1776-1917)==