Hiram-pirenena: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
nesorina ny teny anglisy
tantara fohy
Andalana faha-1:
Ny '''Hiram-pirenena''', amin'ny ankapobeny, dia hira manambara fitiavan-tanindrazana ka mankalaza an-kira na ny tantara, na ny fomban-drazana na ny ady sarotra izay niainan'ny firenena iray. Io hira io dia voatokana amin'ny fomba ofisialy ho hira fanevan'ny [[fanjakana]] ka mety ny [[mpitondra]] fanjakana no mamaritra izany na ny vahoaka izay nampiasa ny hira matetika.
 
Tamin'ny taon-jato faha 19 no nahazo vahana ny fananana hiram-pirenena tamin'ireo firenena [[eropeana]].