Current events: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
I Silo dia nianatra tao amin'ny sekoly Paul Minault. Tao izy dia niray kilasy tamin'i Nicolas Vatomanga. Nanomboka teo no nanapahan'izy roalahy hevitra fa hanao mozika...
Andalana faha-9:
== Hanomboka indray ==
Taorian'ny fijanonana naharitra momba ity wikipedia amin'ny teny malagasy ity dia hanomboka indray isika. Ho toa ireo wikipedia amin'ny teny vitsivitsy dia hangonina tsikelikely ireo lohahevitra tokony hodinihana. Isaorana antsika rehetra sahady mazoto amin'izany ezaka lavitra be izany. --[[User:Hery|Hery]] 14:47, 5 May 2005 (UTC)
Marina tokoa izany ,mbola tsy dia be mpahalala loatra angamba ilay "wikipedia" malagasy ka izany no mahatonga an'izany