Gestapo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Alno (dinika | fandraisan'anjara)
liens
Andalana faha-1:
Ny '''Gestapo''' dia fanafohezana ny "Geheim StaatsPolizei", izay miaramila miafina [[alemaina]], nampihorohoro tokoa tamin'ny andron'ny fitondrana nazista notarihin'i [[Adolf Hitler]] . [[Hermann Goering]] no nanangana azy io tamin'ny [[1933]].
 
Ny [[SS]] dia ny tafika nazista tamin'izany fotoana izany, fa ny Gestapo kosa dia hery niafina zary biby fampitahorana an'i Eoropa, noho izy tafiditra an-tsokosoko tamin'ireo sokajin'asa rehetra (birao, ozinina, sekoly,...), natao hitsikilo ary nanana fahefana nanondro sy nanendrikendrika, nisambotra sy nandefa tany amin'ny toby fiampijaliana ireo izay lazaina fa nanohitra ny fitondran'i Hitler.
 
Ny volana aprily 1934 kosa dia nahasahana hatramin'ny SS ny Gestapo, ka i [[Himmler]] no natao lehibeny , ary ny volana jiona 1936 izy no lasa lehibe tsy refesi-mandidin'ny polisim-pirenena alemana. Tamin'izany no nizarana ho roa ny polisy :
-* ny polisy miandraikitra ny fiarovana - [[Sicherheitspolizei]] - i Reinhard Heydrich no lehibeny , ka tafiditra ao anatin'izany ny zandarma, ny polisy mpitandro filaminana (Schutzpolizei) ary ny polisim-bohitra (Gemeindepolizei).
-* sy ny polisy misahana ny filaminana - [[Ordnungspolizei]] - i Kurt Daluege no lehibeny izay nahitana ny polisin-jiolahy (Kriminalpolizei) sy ny Gestapo.
 
Ny [[10 febroaryFebroary]] [[1936]] no nivoaka ny "vinavinan-dalàna Goring" izay manome fahefana tanteraka ny Gestapo hiasa tsy misy sakantsakana amin'ny sehatra rehetra, ary tsy azo natao tamin'izany ny nanohitra na nametraka fitarainana. Izay no nahatonga ny Gestapo niasa tanatin'ny tsy rariny tanteraka sy nampanjaka ny fampihorohorona tsy tamin'ahiahy.
- ny polisy miandraikitra ny fiarovana - [[Sicherheitspolizei]] - i Reinhard Heydrich no lehibeny , ka tafiditra ao anatin'izany ny zandarma, ny polisy mpitandro filaminana (Schutzpolizei) ary ny polisim-bohitra (Gemeindepolizei).
 
- sy ny polisy misahana ny filaminana - [[Ordnungspolizei]] - i Kurt Daluege no lehibeny izay nahitana ny polisin-jiolahy (Kriminalpolizei) sy ny Gestapo.
 
Ny 10 febroary 1936 no nivoaka ny "vinavinan-dalàna Goring" izay manome fahefana tanteraka ny Gestapo hiasa tsy misy sakantsakana amin'ny sehatra rehetra, ary tsy azo natao tamin'izany ny nanohitra na nametraka fitarainana. Izay no nahatonga ny Gestapo niasa tanatin'ny tsy rariny tanteraka sy nampanjaka ny fampihorohorona tsy tamin'ahiahy.
 
Ny [[Fivoriamben'i Nurnberg]] no nanafoana ity endriky ny habibiana sy izay rehetra mamoafady nampiharin'ny fitondrana nazista ity.