Haifisaina sy hetsi-po: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Niala ny fanovàna 110502 nataon'i 201.67.8.31 (resaho) |
|||
Andalana faha-4:
Ny '''toe-tsaina''' dia fandinihan'ny fihetsika ny olom-belona.
== Dika ==
Amin'ny lafiny etimôlôjika, ny '''toe-tsaina''' dia ny fandinihana ny fanahy na psike (frantsay ''psyché'' avy amin'ny fiteny grika ''psukhê''). Amin'ny dikany amin'ny teny grika taloha, io fandinihana io dia miankina amin'ny asa psikôfiziôlojika, araka ny fitsapa (fahitana, tanjona, fihetsika), araka ny fahakingana ny saina (toe-tsaina mikasika ny fahalalana). Fa ny toe-tsaina dia tsy hoe fandinihana ny anjaraasan'ny fanahy, izy koa dia fanakekezana ara-pinoana (casuistique) an'ny subjectivité, ny fikarohana ny fahamarinana ao amin'ny maha-izy ny tsirairay ary amin'ny maha-izy azy an'ny lazaina. Ny Fanahy dia tsy hoe toerana isian'ny fifandraisana sy ny fanakambana fotsiny, manome dika ohatry ny olona miheritreritra afaka mihevi-tena izy eo alohan'ny tany, ary io ao amin'ny fifandraisana ara-javatra na amin'ny alàlan'ny hevitra.
|