Faritany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny faritany dia fitambaran'ny tanàna na toerana maromaro ao anatin'ny firenena iray, voatsinjara araka ny izay toetra ifandraisan'izy ireo, toy ny toe-trandro, ny vokatry ny fambolena, ny fomban-drazana, ny fiteny.
 
Ny faritany kosa dia voatsinjara ho [[fivondronana]].
Madagasikara dia voatsinjara ho faritany 6 : [[Antananarivo]], [[Antsiranana]], [[Fianarantsoa]], [[Mahajanga]], [[Toamasina]] ary [[Toliara]].