Hoala Persika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''helodrano persika''' dia [[helodrano]] ao amin'ny [[ranomasimbe indiana]] mihazo ny morontsirak'i [[Oman]], ny [[Emirà Arabo mitambatra]], [[Arabia Saodita]], [[Katar]], [[Baraina]], [[Koety]], [[Iraka]] ary [[Iran]].
 
Tokony ho 233.000 km<sup>2</sup> eo ho eo ny velarany, 800 km ny halavany ary 80 ka hatramin'ny 120 km eo ho eo ny sakany. Any amin'ny farany andrefany no mivarina ny ony [[Arvandrud]] (na [[Shatt al-'Arab]]), ny [[vinany]] izay ifanenan'ny ony [[TigryTigra]] sy [[EfratyEfrata]].
 
Ao andrefana kosa no misy ny [[hetin'i Hormuza]] izay mampifandray ny helodrano Persika amin'ny [[helodranon'i Oman]], ary avy eo ny [[ranomasimbe]].