Ranomasimbe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
New page: Ny '''ranomasimbe''' dia velarandrano masina (masira) lehibe dia lehibe sady lalina dia lalina eo anelanelan'ny kontinenta roa na maromaro. Ny telo ampahefan'ny velaran'ny tany dia rak...
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 2 Aogositra 2007 à 22:21

Ny ranomasimbe dia velarandrano masina (masira) lehibe dia lehibe sady lalina dia lalina eo anelanelan'ny kontinenta roa na maromaro. Ny telo ampahefan'ny velaran'ny tany dia rakotra ranomasimbe avokoa.


Ireo ranomasimbe :

Ny ranomasimbe indiano ny ranomasimbe atlantika ny ranomasimbe pasifika