449
modifications
(New page: Ny '''helodrano persika''' dia helodrano ao amin'ny ranomasimbe indiana mihazo ny morontsirak'i Oman, ny Emirà Arabo mitambatra, Arabia Saodita, Katar, Baraina...) |
Aucun résumé des modifications |
||
Tokony ho 233.000 km<sup>2</sup> eo ho eo ny velarany, 800 km ny halavany ary 80 ka hatramin'ny 120 km eo ho eo ny sakany. Any amin'ny farany andrefany no mivarina ny ony [[Arvandrud]] (na [[Shatt al-'Arab]]), ny [[vinany]] izay ifanenan'ny ony [[Tigra]] sy [[Efraty]].
Ao andrefana kosa no misy ny [[hetin'i Hormuza]] izay mampifandray ny helodrano Persika amin'ny [[helodranon'i Oman]], ary avy eo ny [[ranomasimbe]].
|
modifications