Hoala Persika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
New page: Ny '''helodrano persika''' dia helodrano ao amin'ny ranomasimbe indiana mihazo ny morontsirak'i Oman, ny Emirà Arabo mitambatra, Arabia Saodita, Katar, Baraina...
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 2 Aogositra 2007 à 22:04

Ny helodrano persika dia helodrano ao amin'ny ranomasimbe indiana mihazo ny morontsirak'i Oman, ny Emirà Arabo mitambatra, Arabia Saodita, Katar, Baraina, Koety, Iraka ary Iran.

Tokony ho 233.000 km2 eo ho eo ny velarany, 800 km ny halavany ary 80 ka hatramin'ny 120 km eo ho eo ny sakany. Any amin'ny farany andrefany no mivarina ny ony Arvandrud (na Shatt al-'Arab), ny vinany izay ifanenan'ny ony Tigra sy Efraty.

Ao andrefana kosa no misy ny hetin'i Hormuza izay mampifandray ny helodrano Persika amin'ny helodranon'i Oman, ary avy eo ny ranomasimbe.