Fiteny neerlandey: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
Ny '''fiteny neerlandey''' dia fiteny any [[Nederlandy]]. Izy io dia manana sata ôfisialy ao Nederlandy, [[Sorinama]] ary ao amin' ny tapany avaratr' i [[Beljika]] (Flandre). Eo amin' ny 22 tapitrisa no miteny nerlandey eran' izao tontolo izao. Amin' ny fiteny neerlandey dia atao hoe ''Nederlands'', tononina hoe /ˈnedəɾlɑnts/ io fiteny io. Indraindray dia atao hoe [[fiteny holandey|fiteny hôlandey]] na [[fiteny flamanda]] ny fiteny neerlandey.
 
IsanAnisan' ny [[Sampam-piteny jermanika|fiteny jermanika]] ny fiteny neelandey. Fiteny nisampana avy amin' ny fiteny neerlandey tamin' ny taonjato faha-17 ny [[fiteny afrikansa]] ao [[Afrika Atsimo]] sy ao [[Namibia]], noho izany dia mifankahazo fiteny an-tsoratra ny mpiteny neerlandey sy ny mpiteny afrikansa.
 
== Jereo koa ==
Andalana faha-17:
* [[Fiteny soedoa|Fiteny soedoà]]
* [[Fiteny danoa|Fiteny danoà]]
* [[Fiteny norveziananôrveziana]]
{{vangovango}}