Fiangonana Kristadelfiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Christadelphian Hall (Bath).JPG|thumb|200px|Efitrano fivorian'ny Kristadelfiana, any Bath, Angletera]]Ny '''Fiangonana Kristadelfiana''' (avy amin' ny teny grika hoe "Mpirahalahy sy mpirahavavy ao amin' i Kristy") dia fiangonana prôtestanta kely izay tsy mino ny [[Trinite]].<ref><small>Rob J. Hyndman. [http://www.god-so-loved-the-world.org/malagasy/hyndman_christadelphians_malagasy.htm ''Ny fiangonana Kristadelfiana (Mpirahalahy sy mpirahavavy ao amin'i Kristy) Fampahafantarana ny fikambanana mifototra amin'ny Baiboly.'']</small></ref> Fiangonana nipoitra tamin' ny [[adventisma]] izy.[[Sary:Christadelphian Hall (Bath).JPG|thumb|200px|Efitrano fivorian'ny Kristadelfiana, any Bath, Angletera]]
 
== Tantara ==
Izy ireo dia naorin' ilay dokotera anglisy John Thomas tamin' ny 1848, izay nandao ny Hetsika Famerenana amin' ny Laoniny nataon' i Alexander Campbell satria izy dia tsy niombon-kevitra tamin' ny fampianaran' ny fiangonana ny amin' ny [[Trinite]] sy ny tsy fahafatesan' ny fanahy izay noheveriny fa tsy araka ny Baiboly sy finoanoam-poana. Nanomboka tamin' ny 1848-1863 dia nitombo izaitsizy ny fiangonana tany Ecosse sy tany Virginie. Tamin' ny 1863, ny fiangonana dia nisafidy ny anarana hoe "Kristadelfiana" mba ho voasoratra ho toy ny mpandà tsy te hiady hanoherana ny herisetra tamin' ny ady an-trano tany Amerika. Tany ho any amin' ny taona 1890, ny fikambanana dia anisan' ireo fiangonana kristiana voalohany izay nanampy ny Jiosy mpifindra toerana ho any Israely. Nandritra ny taona 1960 dia nanomboka nitory tany [[Afrika]] ilay fikambanana ka nitombo fatratra tokoa ny tany Malaoy, ary taty aoriana dia tany amin' ny firenena hafa sasany.<ref>[http://www.bbc.co.uk/religion/religions/christianity/subdivisions/christadelphians_1.shtml <small>BBC - Religions - Christianity: Christadelphians</small>]</ref>