Tendrombohitra Olimpa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
k ref added
 
Andalana faha-3:
'''Tendrombohitra Olimpa''' ([[Fiteny grika|Grika]]: Όλυμπος, ''Ólympos'', koa ''Ólimbos'') no tendrombohitra avo indrindra any [[Gresy]]. Anisan'ny Olimpa akaikin'ny Hoala Termaikos ao amin'ny [[Ranomasina Egea]] izy io, any amin'ny Tandavan-tendrombohitra Olimpa eo amin'ny sisin-tanin'i Thessaly sy Makedônia, eo anelanelan'ny faritra misy an'i Larissa sy Pieria, 80 km eo ho eo atsimo-andrefan'i [[Tesalonika]].
 
I Olimpa dia malaza amin'ny angano grika ho fonenan'ireo andriamanitra grika, eo amin'ny tendron'i Mytikas (2917.727<ref name="Revisiting the determination of Mount Olympus Height (Greece)">{{Cite journal|last=Ampatzidis|first=Dimitrios|last2=Moschopoulos|first2=Georgios|last3=Mouratidis|first3=Antonios|last4=Styllas|first4=Michael|last5=Tsimerikas|first5=Alexandros|last6=Deligiannis|first6=Vasileios-Klearchos|last7=Voutsis|first7=Nikolaos|last8=Perivolioti|first8=Triantafyllia-Maria|last9=Vergos|first9=Georgios S.|last10=Plachtova|first10=Alexandra|date=2023-04-01|title=Revisiting the determination of Mount Olympus Height (Greece)|url=https://doi.org/10.1007/s11629-022-7866-8|journal=Journal of Mountain Science|language=en|volume=20|issue=4|pages=1026–1034|doi=10.1007/s11629-022-7866-8|issn=1993-0321}}</ref> m).
I Olimpa dia malaza amin'ny angano grika ho fonenan'ireo andriamanitra grika, eo amin'ny tendron'i Mytikas.