Dôgôna (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:DogonMali.jpg|vignette|344x344px|Lehilahy dôgôna mitafy fitafina nentim-paharazana]]
Ny '''Dôgôna''' dia vodrom-poko ao [[Malỳ|Maly]] (ao [[Afrika Andrefana]]), monina ao anatin’ ny faritr’ i [[Sahely|Sahel]], indrindra ao amin' ireo Hantsan' i Bandiagara, atsimo-andrefan' ny fiolihan’fiolihan' ny ony [[Niger (ony)|Niger]], sy ao amin’nyamin' ny Lembalemba Dogon ary ny Lemak’Lemak' i Seno. Ny Dôgôna sasany dia mipetraka any amin'n yny tapany avaratr' i [[Borkina Fasô]], ny sasany kosa mipetraka any [[Kôtidivoara]]. Ny [[fiteny dôgôna]], izay mizara ho fitenim-paritra maro, no fitenin' izy ireo. Manodidina ny 600 000 ny isan’ izy ireo tamin' ny taona 2000 fa vinavinana ho 1 300 000 izy ireo ankehitriny. Miteny amin' ny [[fiteny dôgô sô]] izy ireo, fiteny mizara ho tenim-paritra maro. Mampiasa ny [[fiteny folany]] ihany koa izy ireo mba hifandraisan’ ny mponin’ ny tanàna maro. Manam-pifandraisana hentitra amin' ny [[Bôzô (vahoaka)|Bôzô]] amin' ny alàlan' ny [[fizivana]] (antsoina hoe ''sinankunya'' ao Maly) ny Dôgôna. Mifanaraby ny Dôgôna sy ny Bôzô nefa mifanampy. Ny [[silamo]] no fivavahana be mpanaraka indrindra any aminy.
 
== Tantara ==
Andalana faha-24:
[[Sary:DogonPulloYana1.JPG|vignette|165x165px|Mpandihy dôgôna]]
Malaza ny zavakanton' ny Dôgôna, indrindra ny saron-tava sy ny sarivongana madinika fampiasa amin' ny fombafomba samihafa. Ny sarivongana dia apetraka ao amin' ny toerana masin' ny fianakaviana ary maneho ny [[razana]] na ny zavaboary resahina ao amin' ny fedrà. Mitafy saron-tava miampy akanjo ny mpandihy mandritra ny lanonam-pandevenana. Misy ihany koa ny fakan-tahaka ilay olona maty. Ny lanonana dôgôna lehibe indrindra dia ny ''sigui'', izay ahitana ny saron-tava mitovy anarana amin’ izany, mirefy 7 m ny haavony. Isaky ny 60 taona ihany no mitranga izany lanonana izany ka tamin' ny taona 1967 no farany.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Vahoaka ao Malỳ]]
* [[Vahoaka ao Kôtidivaora]]
* [[Vahoaka ao Borkina Fasô]]