Literatiora apôkaliptika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-25:
Ny ankabeazan' ny soratra apôkaliptika apôkrifa (tsy voaray ho [[Kanônan' ny Baiboly|kanôna]]) dia mitondra ny anarana hoe "Apôkalipsy" na "Apôkalipsa". Misy karazany roa izy ireo, dia ireo nosoratana teo anelanelan' ny nanoratana ny [[Testamenta Taloha]] sy ny [[Testamenta Vaovao]] sy ireo nosoratana tamin' ny fotoanan' ny Testamenta Vaovao na taorian' io. Ny Prôtestanta dia miantso an' ireo boky ireo hoe "pseodepigrafa".
 
=== Apôkalipsy apôkrifa talohan' ny Testamenta Vaovao ===
Ireto avy ireo Apôkalipsy apôkrifa talohan' ny Testamenta Vaovao:
*Apôkalipsin' i Abrahama
Andalana faha-50:
Ny [[Bokin'i Henoka|Bokin' i Henôka]] (na [[Bokin'i Henoka|Henôka etiôpiana]]) dia [[Apokrifan'ny Baiboly|apôkrifa]] na [[Pseodepigrafa (protetantisma)|pseodepigrafa]] ho an' ny ankamaroan' ny fiangonana fa deoterôkanônika izy ho an' ny [[Fiangonana ortodoksa teoahedo|Fiangonana ôrtôdôksa teoahedo etiôpiana]]. Torak' izany koa ny [[Bokin'ny Jobily|Bokin' ny Jobily]].
 
=== Apôkalipsy apôkrifa tamin' ny fotoanandron' ny Testamenta Vaovao na taoriany ===
Ireto avy ireo Apôkalipsy tamin' ny fotoan' ny Testamenta Vaovao na taoriany:
*[[Apokalipsin'i Adama|Apôkalipsin' i Adama]]