Menalamba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Execution of Rainandriamampandry and Ratsimamanga, Madagascar, 1896 (impa-m2856).jpg|vignette|338x338px|Fitifirana an-Rainandriamampandry sy Ratsimamanga tamin'ny taona 1896.]]
Ny '''[[Menalamba]]''' dia fikambanana pôlitika nanatanteraka fikomiana tamin' ny faritra sasany teto Madagasikara, indrindra fa ny afovoan-tany, ka nanohitra ny fidiran' ny Frantsay teto Madagasikara sady nanenjika ny [[Prôtestantisma eto Madagasikara|Prôtestanta]] merina koa. Atao hoe ''Menalamba'' koa ireo malagasy nandray anjara tamin' izany Fikomiana mitam-piadiana izany. Tamin' ny taona 1895 no nanombohan' ny fikomiana, taorian' ny nahazoan' ny Frantsay an' Antananarivo. Nenjehin' ny tafika frantsay notarihin' ny jeneraly [[Gallieni (jeneraly)|Gallieni]] izany fikomiana izany ka nifarana tamin' ny taona 1897 niaraka tamin' ny faharavan' ny [[Fanjakan' Imerina|Fanjakana Merina]] sy ny fanombohan' ny [[Madagasikara zanatany frantsay|fanjanahana an' i Madagasikara]].
 
== Jereo koa: ==