Fiteny indôneziana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango}}
 
Ny '''fiteny''' '''indôneziana''' dia fiteny ôfisialin' ny [[Repoblikan' Indonezia|Repoblikan' Indônezia]]. Anisan' ny fiteny miasa ihany koa io fiteny io any amin' ny [[Repoblikan' i Timôro Atsinanana]]. Iray amin' ireo endriky ny [[fiteny malay]] (''bahasa Melayu'') ny fiteny indôneziana. Tsy tenin-drenin' ny ankamaroan' ny Indôneziana io fiteny io. Any am-pianarana ny ankizy indôneziana vao mianatra an' io fiteny io. Fitenim-paritry ny fiteny malay any amin' ny faritra atsinanana amin' ny nosy [[Somatra|Sumatra]] sy ao amin' ny faritanin' i Riau ary any anindran' ny nosy [[Bôrneô]] ny fiteny indôneziana. Miisa 225 tapitrisa ny mpiteny indôneziana. Atao hoe ''Bahasa Indonesia'', izay hoe "fitenin' i Indônezia", io fiteny io amin' ny teny indôneziana.
 
Ny fiteny malay anefa no fitenin' ny faritra (''bahasa daerah'') any amin' ny morontsiraka atsinanan' ny nosy Sumatra, ny marimarina kokoa amin' ny morontsiraka atsinanan' ny faritanin' i Sumatra Avaratra sy ny faritanin' i Riau, nosy Riau sy Jambi ary Sumatra Atsimo ary ny sisin-dranomasin' ny faritanin' i Kalimantan Andrefana, Kalimantan Atsimo ary Kalimantan Atsinanana ao amin' ny nosy [[Borneo]].
 
== Jereo koa ==
 
* [[Vondro-nosy Indôneziana]]
* [[Indônezia]]
* [[Fiteny ao Indônezia]]
 
[[Sokajy:Fiteny]]