Fianakaviam-piteny japônika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Japanese dialects-en.png|vignette|368x368px325x325px|Fitsinjaran' ny fiteny japonika ]]
Ny '''fiteny japônika''' dia [[fianakaviam-piteny]] madinika izay mamondrona ny [[fiteny japôney]] sy fitenim-paritra maro hafa ao [[Japàna]] toy ireo [[fiteny riokio.]]
 
== Fanasokajiana anatiny ==
Mizara roa ny fiteny japônika, dia ny [[fiteny japôney]] sy ireo [[fiteny riokio]].
 
=== Fiteny japôney ===
Ny [[fiteny japôney]] dia fiteny any [[Japana|Japàna]], tenenin' ny vahoaka [[Japôney (vahoaka)|japôney]]. Miteny japôney koa ny Japôney am-pielezana any [[Brezila]] sy any [[Però]], any [[Lima]] sy ny any [[São Paulo|Sao Paulo]]. Nandritra ny tantara dia mihabetsaka ny voambolana ampiasaina ao amin' io fiteny io noho ny findramana teny samihafa: avy amin' ny [[fiteny sinoa]] sy avy amin' ny [[Fiteny ao Eorôpa|fiteny eorôpeana]], indrindra ny [[fiteny anglisy]].
 
=== Fiteny riokio ===