Fiteny malay: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Kwamikagami (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
|sata=Teny ofisialy any [[Malaizia]], [[Singapaoro]] ary [[Indonezia]]
}}
[[File:Malayophone world.svg|frameless|right|border|upright=1.25]]
 
Ny '''fiteny malay''' na '''fiteny maley''' dia [[Fiteny aostrôneziana|fiteny aostrônezianina]] izay tenim-pirenen' i [[Malaizia]], [[Indônezia]] ary [[Broney]]. Anisan' ny teny ôfisialin' i [[Singaporo|Singapaoro]] ihany koa ilay fiteny na dia tsy fiteny iombonana intsony aza. 40 tapitrisa ny isan' ny olona mahay miteny malay, izay hita eo amin' ny manodidina ny [[andilan-dranomasin' i Malacca]] sy ny morontsiraky ny nosy [[Bôrneô]] ary ny faritra atsinanana ao [[Somatra]]. Noho ny sata [[Fiteny ôfisialy|ôfisialiny]] dia mahery ny 200 tapitrisa ny isan' ny olona mahay miteny malay (raha isaina ao anatin' izay ireo olona mahay miteny indônezianina).