Fiteny malay: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Kwamikagami (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
[[File:Malayophone world.svg|frameless|right]]
 
Ny '''fiteny malay''' na '''fiteny maley''' dia [[Fiteny aostrôneziana|fiteny aostrônezianina]] izay tenim-pirenen' i [[Malaizia]], [[Indônezia]] ary [[BoroneyBroney]]. Anisan' ny teny ôfisialin' i [[Singaporo|Singapaoro]] ihany koa ilay fiteny na dia tsy fiteny iombonana intsony aza. 40 tapitrisa ny isan' ny olona mahay miteny malay, izay hita eo amin' ny manodidina ny [[andilan-dranomasin' i Malacca]] sy ny morontsiraky ny nosy [[Bôrneô]] ary ny faritra atsinanana ao [[Somatra]]. Noho ny sata ôfisialiny dia mahery ny 200 tapitrisa ny isan' ny olona mahay miteny malay (raha isaina ao anatin' izay ireo olona mahay miteny indônezianina).
 
== Fiaviana ==
Mifanaraka amin' ny fiavian' ny teny malay ho avy amin' ny morontsiraka andrefan' i [[Bôrneô]] ireo mpahay fiteny malay.
 
Kanefa kosa, ny tahirin-tsoratra antitra indrindra hita tamin' ny fiteny malay, ny soratra ''Kedukan Bukit'', izay nosoratana tamin' ny taona fitonjato taor J.K., sy hita teo moron' ny ony Tatang, ao Somatra Atsimo. Ny fiteny nosoratana tamin' izany fotoana izany no nolazaina fa fiteny malay taloha. "Malayu" no anaran' ilay fanjakana taloha teo amin' ny misy ny faritanin' i Jambi ao atsinanan' i Somatra. "Mo-lo-yo" no anaran' izany fanjakana izany anatin' ny tahirintsoratra sinoa.
 
Vokatry ny fandrantoana ary ny fiorenan' ny fanjakana malay silamo eran' ny tambanosy malay ny fampiasana ny fiteny malay ho fiteny iombonana. Nampiasa teny malay an-tsoratra ny tao Malacca. Taorian' ny fandresen' ny Pôrtogey tao Malacca tamin' ny 1511 dia niova ho tany ao amin' ny soltanàtan' i Johor ny foiben' ny fiteny soratana. Ary antsoina matetika ho fiteny malain' i Johor ny fiteny an-tsoratra, na dia fiteny malain' i Malacca foana aza no ampiasaina. Rehefa voazaran' ny mpanjana-tany ny faritany itenenana malay (anglisy ny ao Johor fa nerlandey tao India Atsinanana nerlandeyNerlandey), dia nomena sata ôfisialy tamin' ireo faritany ireo ny fiteny malay.
 
Rehefa nahaleotena i [[Indônezia]] dia ny fiteny malain' i Riau (Malacca-Johor) no nataony ho teny ôfisialiny. Manomboka tamin' ny 1928 dia nolazain' ireo tanora malay sy ireo tia tanindrazana eran' ny tambanosy fa ho teny ôfisialy eran' i Indônezia ny fiteny malay, araky ny nambaran' i ''Sumpah Pemuda''. I Indônezia, noho izany, no firenena voalohany mahaleotena mampiasa ny fiteny malay ho fiteny ôfisialy.
 
Any [[Malezia|Malaizia]], ny andininy faha-152 ny Federasiôna dia manaambaramanambara fa ho fiteny ôfisialy (''Bahasa Malaysia'') ny fiteny malain' i Johor (Malacca). Tamin' ny 1986 dia navadika ho ''Bahasa Melayu'' ny anarana ôfisialin' ny fiteny ôfisialin' i Malaizia, fa niova indray ilay izy nanomboka tamin' ny 2007.
 
Fiteny ôfisialin' i Boroney[[Broney]] ny ''Bahasa Melayu'' araky lalàm-panorenana tamin' ny taona 1959. Mifototra amin' ny fenitra malakanina ilay fiteny.
 
Mety samihafa ny voambolana ampiasain' ny fiteny malay sy ny fiteny indônezianina noho ny fivoarana misaraka vokatry ny fanjahanan-tany. Ireo tenin' ny mpajana-tany no tena nianjady tamin' ireo fiteny ireo. Ao amin' ny fiteny indônezianina izao ohatra dia ahitana teny maromaro avy amin' ny fiteny nerlandey; ary ahitana teny anglisy maromaro ao amin' ny fiteny malay. Nampiombonana ny tsipelin' ny fiteny malay sy indônezianina tamin' ny 1982, ary namorona vaomiera hampiombona ny voambolana siantifika sy teknika miaraka amin' i BoroneyBroney ireo firenena roa ireo.
 
== Sokajim-piteny ==
Ny fiteny malay dia fiteny ao amin' ny [[Fiteny aostrôneziana|vondrom-piteny aostrônezianina]], vondrona izay ahitana ny [[Fiteny tagalaoga|fiteny tagalôga]] sy ny [[fiteny malagasy]] koa, ohatra. Na dia tsy mifankahazo aza ny mpiteny malay sy ny mpiteny malagasy, manaitra ny fitoviany. Maro ny teny iraisan' ireo fiteny maro ireo, indrindridraindrindraindridra mikasika ny fahasalamana sy ny vatana ary biby fahita matetika. Betsaka koa ny fitovizana amin' ny anaran' ny isa.
 
== Fomba fanoratana ==
 
Mampiasa ny [[abidy latina]] (''rumi'') ny fiteny malay ankehitriny, na dia mbola miasa koa aza ny [[abidy arabo]] (''jawi''), abidy ôfisialin' i [[Malaizia]], [[Singaporo]] ary [[Indônezia]]. Samy ôfisialy any Malaizia sy any [[BoroneyBroney]] ny ''rumi'' sy ny ''jawi''. Nosoratana tamin' ny alalan' ny soratra Pallava''pallava'' ary Kawi''kawi'' ny fiteny malay taloha, araka ny vato nasian-tsoratra ao amin' ny faritra malay.
 
== Feon-teny ==
Andalana faha-89:
|}
 
'''Indran-teny avy amin' ny fiteny arabo'''
* Mety hotononin' ireo mpahay teny arabo hafa ireo feon' ny teny avy amin' ny [[fiteny arabo]]. Raha tsy izany dia mety ho voatonona araky ny fitsipiky ny fiteny malay.
{| class="wikitable"
|+
Tabilaon'ny teny nindramina tamin' ny teny arabo
 
!
Andalana faha-150:
Tsy manavaka ny teny amin' ny alalan' ny [[kilahivavy]] ny teny malay, ka tsy misy ny [[kandahy]] na [[kambavy]]. Tsy misy ihany koa ny mpampanavaka ireo [[Filaza isa (fitsipiteny)|milaza tokana]] sy ny [[Filaza isa (fitsipiteny)|milaza maro]].
== Jereo koa ==
* [[Fiteny indonezianinaindôneziana|Fiteny indônezianina]]
* [[Fiteny malaîka]]
 
=== Rohy ivelany ===