Papa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Pope Francis in March 2013.jpg|vignette|Ny Papa Fransoa ]]
'''Papa''' no anaram-boninahitra iantsoana ny [[eveka]]<nowiki/>n' i [[RomaRôma]] sady izy koa no lohan' ny [[Eglizy katôlika rômanina]] maneran-tany. Araka ny fampianarana katôlika dia mifindra amin' ny alalan' ny fifandimbiasana hatramin' i [[Masindahy Piera]] (na Petera) izay nahazo izany tamin' i [[Jesosy|Jesoa Kristy]] ny fahefan' ny papa. Izany no atao hoe [[fifandimbiasana apôstôlika]]. Ny anaram-boninahitra hoe ''papa'' dia hita ao amin' ny tahirin-kevitra maro nanomboka tamin' ny [[Kônsily voalohany tao Nikea|Kônsily voalohany tao Nisea]] (na Nikea) tamin' ny taona 325. Ny papa koa dia filohan' ny [[Fanjakan'i Vatikàna]].
 
Amin' izao fotoana izao dia i Jorge Mario Bergoglo no papa izay nitondra ny anarana hoe Fransoa (na Fransesko) izay, nandimby an' i [[Benoa XVI]] (na Benedikto XVI) sady izy no papa faha-266. Tamin' ny 13 Mey 2013 no nahalany azy ho papa.
 
== Jereo koa ==