Mpanoritra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
Tsy ny fteny rehetra no manana mpanoritra sady miovaova ny isan' ny zana-tsokajin' ny mpanoritra arakaraka ny fiteny. Arakaraka ny fiteny koa dia tsy voatery ho ny anarana ihany no mety ikambanan' ny mpanoritra fa ny [[matoanteny]] sy ny [[mpamari-toetra]] sns koa ka izany dia mahatonga ireo [[sokajin-teny]] ireo ho afaka hitana ny anjara asa fisahanin' ny anarana.
 
Ireto ny mpanoritra ao amin' ny [[Fiteny malagasy|teny malagasy]]: ''i'', ''ny'', ''ilay, ra-''. Ireto kosa ny mpanoritra ao amin' ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]]: ''le'', ''la'', ''les'', ''un'', ''une'', ''des''. Ireto ny mpanoritra ao amin' ny [[Fiteny anglisy|teny anglisy]]: ''the'', ''a'', ''an''.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Sokajin-teny]]