Malaoỳ: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-42:
}}
 
iI '''Malaoỳ''' dia firenena any amin' ny [[Faritra Atsimo ao Afrika|faritra atsimo ao Afrika]] na koa ao [[Afrika Atsinanana]], tsy manana morontsiraka, manana velaran-tany mirefy 118 484 km², eo anelanelan' i [[Môzambika]] sy i [[Zambia]], ary i [[Tanzania]]. Voafaritry ny [[farihy Malawi]] na [[farihy Nyassa]] izy, farihy fahatelo aty [[Afrika]] amin' ny velarany, mandrakotra ampahadimin' ny velarantan' i Malaoỳ ny [[farihy Malawi]] ary betsaka ny renirano mivarina ao.
 
Ny fiavian' ny anarana hoe ''Malaoỳ'' (avy amin' ny anaran' ny farihy, amin' ny [[fiteny banto]]) dia tsy mazava tsara; lazaina fa avy amin' ny mponina any atsimon' i Malaoỳ na lazaina fa maneho ny hazavan' ny [[masoandro]] rehefa miposaka eo amin' ny farihy (izay aseho eo amin' ny sainam-piren' i Malaoy).