Malaoỳ: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rkt2312 (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-42:
}}
 
Nyi '''Malaoỳ''' dia firenena any amin' ny [[Faritra Atsimo ao Afrika|faritra atsimo ao Afrika]] na koa ao [[Afrika Atsinanana]], tsy manana morontsiraka, manana velaran-tany mirefy 118 484 km², eo anelanelan' i [[Môzambika]], sy i [[Zambia]], ary i [[Tanzania]]. Voafaritry ny [[farihy Malawi]] na [[farihy Nyassa]] izy, farihy fahatelon'fahatelo aty i [[Afrika]] amin' ny velarany, mandrakotra ampadiminampahadimin' ny velarantan' i Malaoỳ ny [[farihy Malawi]] ary betsaka ny renirano manarymivarina ao.
 
Ny fiavian' ny anarana hoe ''Malaoỳ'' (avy amin' ny anaran' ny farihy, amin' ny [[fiteny banto]]) dia tsy mazava tsara; lazaina fa avy amin' ny mponina any atsimon' i Malaoỳ na lazaina fa maneho ny hazavan' ny [[masoandro]] rehefa miposaka eo amin' ny farihy (izay aseho eo amin' ny sainam-pirenapiren' i Malaoy).
 
Firenena be tendrombohitra i Malaoỳ. Ny ampahany be atsinanana amin’ ny taniny dia misy ny [[farihy Malawi]], izay farihy lehibe fahatelo aty [[Afrika]].
 
I Malaoỳ dia iray amin’ ireony firenena mananamisy mponina be hakitroka indrindra aty Afrika, ary ny ankamaroan’ ny mponina dia monina any ambanivohitra. Kristiana ny ankamaroan’ ny vahoala malaoita.
 
Ny fambolena no iankinan’ ny toekaren’ i Malaoỳ, nefa ianjadian’ ny fiovaovan’ ny toetrandro, indrindra ny haintany, izany fambolena izany.
 
Tamin’ ny taona 1964 no nahazoan’ i Malaoỳ ny fahaleovan-tenany raha nozanahin’ ny Britanika izy talohan’ izany. Mpikambana ao amin’ ny [[Commonwealth]] i Malaoỳ ary ny [[fiteny anglisy]] sy ny [[fiteny tsitseoa]] no fiteny ôfisialiny.