Magy ao amin' ny Baiboly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Magy ao amin'ny Baiboly ho Magy ao amin' ny Baiboly i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Albrecht Altdorfer - The Adoration of the Magi - Städel.jpg|vignette|''Ny fitsaohan'ny Magy,'' nataon'i Albrecht Altdorfer,  anelanelan'ny taona 1530-1535.]]
Ny [[Magy ao amin'ny Baiboly|magy]] na [[Magy ao amin'ny Baiboly|majy]] dia ilazan' ny [[Filazantsara araka an' i Matio]] ireo mpivahiny izay notarihin' ny [[kintana]] iray avy any atsinanana ho any Israely mba hitsaoka nyan' Kristyi Jesoa vao teraka.
 
== Ny Magy ao amin' ny Filazantsaran' i Matio ==
Tamin' ny fahatongavany tao [[Jerosalema]] dia nankao amin' ny lapan' i [[Herôda Lehibe]] izy ireo mba hamotopototra tsara ny amin' ny toerana misy an' ilay [[Fahaterahan' i Jesoa|zaza vao teraka]], dia i [[Jesoa]]. Namaly i Herôda fa tsy mahafantatra ny amin' izany. Taitra tamin' ny fanamafisana avy amin' ny soratry ny [[mpaminany]] ny mpanjaka. Nefa nanafatra an' ireo magy izy mba hiverina eo aminy hanambara aminy ny mombamomba an' ilay zaza. Nampiasa saina an' i Herôda ny nandrenesany an' izany. Notarihin' ilay kintana ireo magy ka tonga tao [[Betlehema]] tao amin' ny tranon' omby nandrian' ilay zaza ka nanome azy [[volamena]] sy zavamanitra ary [[miora]].
 
Nahazo fampitandremana tamin' ny [[anjely]] tamin' ny alalan' ny [[nofy]] ireo magy ka tsy niverina intsony tany an-dapan' i Herôda. Nanapa-kevitra ny hamono ny zaza vao teraka rehetra ny mpanjaka.