Boky fahatelon' i Esdrasa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Boky fahatelon'i Esdrasa ho Boky fahatelon' i Esdrasa i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Boky fahatelon' i Esdrasa''' na '''Boky fahatelon' i Ezra''' dia boky [[Apôkrifan' ny Baiboly|apôkrifa]] ao ao amin' ny [[Septoajinta]] sy ny [[Volgata]]. Hita ao amin' ny [[Baiboly ôrtôdôksa]] [[Fiangonana Ôrtôdôksa Teoahedo Etiôpiana|etiôpiana]] koa io boky io.
== Anaran'ny boky ==
 
Ny '''Boky fahatelon’i Esdrasa''' na '''Esdrasa grika''' dia atao hoe ''2 Izra'' ao amin’ny Baiboly ortodoksa etiopiana -- ''2Ezdra'' ao aminn’y Baiboly ortodoksa slavonika ary ''1 Esdras'' kosa ao amin’ny fandaharana ny apokrifa amin’ny teny anglisy. Hita ao amin’ny [[Septoaginta]] (na Septanta) sy ao amin’ny [[Volgata]] io boky io. Tsy i Ezra (na Esdrasa no nanoratra azy.
== Anaran' ny boky ==
Ny '''Boky fahatelon’i Esdrasa''' na '''Esdrasa grika''' dia atao hoe ''2 Izra'' ao amin’nyamin' ny Baiboly ortodoksaôrtôdôksa etiopianaetiôpiana -- ''2Ezdra'' ao aminn’yamin' ny Baiboly ortodoksaôrtôdôksa slavonikaslavônika ary ''1 Esdras'' kosa ao amin’nyamin' ny fandaharana ny apokrifaapôkrifa amin’nyamin' ny teny anglisy. Hita ao amin’nyamin' ny [[Septoaginta]] (na Septanta) sy ao amin’nyamin' ny [[Volgata]] io boky io. Tsy i [[Ezra]] (na Esdrasa) no nanoratra azy.
 
== Fotoana nanoratana ==
Nosoratana tamin’nytamin' ny taonjato voalohany tal. J.K. mety ho tao [[Aleksandria]] io boky io, nampiasain’nynampiasain' ny [[Jiosy]] amin’nyamin' ny fampielezan-keviny. Fitambatambaran-dahatsoratra mitantara indrindra ny fiverenana avy any am-[[Fahababoana tany Babilôna|pahababoana]] no mamoronamadrafitra io boky io. Miavaka amin’izanyamin' ireoizany ny andalana momba ny tantaran’itantaran' Zorobabelai [[Zerobabela]] na Zôrôbabela (3Esdr. 3.1 – 5.6). Misy ny mihevitra fa sombin’nysombin' ny boky lehibe atao hoe [[Boky Tantara-Ezra-Nehemia|Tantara-Ezra-Nehemia]] amin’nyamin' ny dikan-teny grika ireo andalana ireo. Ity eto ambany ity ny fafana mampiseho ireoiny boky amin' ny anaran' i Ezra mety hafangaro:.
 
== Fafana fampitahana ==
Misy maro ny soratra amin’nyamin' ny anaran' anaran’ii [[Ezra]] ka mety hitambatra ho boky iray ny sasany arakaraka ny fiangonana na ny Baiboly na ny fiteny itanisana azy. Mety hiova araka izany koa ny laharan' izy ireo.
{| class="wikitable"
| colspan="2" |<small>'''Ny iantsoana azy ato amin’ny Wikipedia malagasy'''</small>
|<small>'''Anarana omen’ny mpikaroka'''</small>
|<small>'''Volgata'''</small>
|<small>'''SlavonikaSlavônika'''</small>
|<small>'''EtiopianaEtiôpiana'''</small>
|<small>'''Anglisy'''</small>
|-
Ligne 65 ⟶ 67 :
 
* [[Volgata]]
* [[Baiboly ortodoksaôrtôdôksa]]