Bokin' i Nehemia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:PikiWiki Israel 14284 Jerusalem Wall.jpg|vignette|311x311px|''Ny mandan'i Jerosalema,'' sary avy amin'ny PikiWiki Israel, taona 2011.]]
Ny '''Bokin' i Nehemia''' dia boky ao amin' ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ao amin’nyamin’ ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Mitantara ny fikasan’ifikasan’ i [[Nehemia]] hanangana ny manda efa nirodana indray ny boky. Araka ny voasoratra ao dia nanendry an’ian’ i Nehemia ho governoran’igovernoran’ i Joda i [[Artakserksesy]], mpanjakan' i [[Persia]], mba hahatanterahany ny faniriany nefa nisy ny tsy nankasitraka izany, dia [[Jiosy]] (na Jody) sasany sy ireo governoran’nygovernoran’ ny tanàna nifanakaiky taminy. Vita ihany ny manda. Nanao fanarenana ara-tsosialytsôsialy sy ara-pivavahana i Nehemia. Tanatin’nyTanatin’ ny roa ambin’nyambin’ ny folo taona no nanatanterahany izany rehetra izany. Rehefa niverina tao [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] indray izy dia nahita fa nikorosy fahana ny fiainan’nyfiainan’ ny Jiosy tamin’nytamin’ ny fanambadiana vehivavy [[Jentilisa|hafa firenena]], ka nitoetra tao Jerosalema i Nehemia mba hampihatra indray ny Lalàn’iLalàn’ i [[Mosesy]].
 
== Ny anaran' ny boky ==
Tamin’nyTamin’ ny voalohany ny Bokin’iBokin’ i Nehemia dia tsy niavaka tamin’nytamin’ ny [[Bokin' i Ezra|Bokin’iBokin’ i Ezra]] (na Esdrasa) izay samy nitambatra tamin’nytamin’ ny [[Bokin' ny Tantara|Bokin’nyBokin’ ny Tantara]]. Sahala amin’nyamin’ ny [[Boky voalohan' ny Tantara|Boky voalohany]] sy [[Boky faharoan' ny Tantara|faharoan’nyfaharoan’ ny Tantara]], ny Bokin’iBokin’ i Nehemia sy ny Bokin’iBokin’ i Ezra, izay nitambatra ho boky tokana ([[Boky Ezra-Nehemia|Ezra-Nehemia]]) dia tsy nosarahana raha tsy efa taty aoriana: tsy fantatra ny fotoana sy ny antony nanaovana an’izany. Ny [[Volgata]], dikan-teny latinan’nylatinan’ ny [[Baiboly]], no nandraikitra an’izanyan’ izany fanasarahana izany, izay nanjary fanaon’ny mpanonta ny Baiboly taty aoariana. Ny Bokin' i Nehemia dia atao hoe ''2 Esdras'' (na ''Esdras II'') ao amin' ny [[Volgata]] fa mitambatra amin' ny Bokin' i Ezra kosa izy ao amin' ny [[Baiboly ortodoksaôrtôdôksa|Baiboly ortodoksaôrtôdôksa etiopianaetiôpiana]] ka manome boky tokana atao hoe ''1 Izra'' izay tsy iza fa ny Ezra-Nehemia ihany.
 
Inty ny fafana maneho ny fiovaovan' ny anaran' ny boky:
{| class="wikitable"
| colspan="2" |<small>'''Ny iantsoana azy ato amin’ny Wikipedia malagasy'''</small>
Andalana faha-14:
|<small>'''Anglisy'''</small>
|-
|<small>[[Bokin' i Ezra|Bokin’i Esdrasa]]</small>
|<small>-</small>
|<small>[[Bokin'i Ezra|1Esdrasa]]</small>
Andalana faha-57:
 
== Ny mpanoratra ==
Ny [[lovantsofina]] dia milaza fa i [[Nehemia]] no nanoratra ny boky. Ho an’ireoan’ ireo mpikaroka momba ny Baiboly kosa, ny Bokin’iBokin’ i Nehemia dia nosoratan’ilaynosoratan’ ilay nanoratra ny [[Bokin' ny Tantara|Bokin’nyBokin’ ny Tantara]], atao hoe "ilay Mpitantara", izay mpisorona na [[Levita]] niaina tamin’nytamin’ ny taonjato faha-4 tal. J.K. izay nanovo tao amin’nyamin’ ny ''Raki-pitadidian’i Nehemia'' nosoratan' i Nehemia hoan’nyhoan’ mpanjakan’iny mpanjakan’ i [[Persia]] sy ho an’nyan’ ny firaketana tao [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]]. Fa ny toko faha-8 sy faha-9 kosa dia nalainy avy ao amin’nyamin’ ny ''Raki-pitadidian’i Ezra''.
 
== Ny fizaràn’ny boky ==
Andalana faha-69:
 
=== Fananganana ny manda sy fanarenana sosialy (1 – 7) ===
Nifankahita tamin’itamin’ i [[Nehemia]] indray i Hanany, izay mety ho rahalahiny, izay nitantara taminy ny zava-misy ao [[Jerosalema taorian’ny(Andro Taloha)|Jerosalema]] taorian’ ny [[Fahababoana tany Babilona|Fahababoana]]. Nampalahelo an’ian’ i [[Nehemia]] ny zavatra henony ka nangataka alalana tamin’nytamin’ ny mpanjaka [[Artakserksesy|Aratakserksesy]] mba ho any Jerosalema izy hanangana ny mandan’imandan’ i Jerosalema izay voarodana. Voatendry ho governoran’igovernoran’ Jodai Jodà i Nehemia ka nandresy lahatra ny vahoaka tao Jerosalema hanangana ny manda. Nisy ny fanoherana nataon’ireonataon’ ireo governora manodidina sy ny fiampangana tsy marina an’ian’ i Nehemia ho manomana fikomiana amin’nyamin’ ny mpanjaka. Nanendry mpiambina ny manda sy ny vavahady i Nehemia. Vita tanatin’nytanatin’ ny 52 andro ny manda.
 
Mba hiadiana amin’nyamin’ ny fanararaotan' ireo [[Jiosy]] nanan-karena avy any [[BabilonaBabilôna]] ny mahatra, dia nanao fanavaozana ara-tsosialytsôsialy i Nehemia, ka noraràna ny fampitrosana misy zanabolazana-bola be loatra sady nofoanana ny trosan’ireotrosan’ ireo mahantra ary naverina amin’nyamin’ ny tompony ny fananana natao antoka.
 
=== Fanavaozana ara-pivavahana (8 – 10). ===
Nofaritan’i Nehemia niaraka amin’iamin’ i [[Ezra]] (na Esdrasa) ny fomba tokony ho famakiana ny [[Torah|bokin’ny lalàn’i Mosesy]]. Natomboka ny fankalazana ny Fetin’ny[[Sokota|Fetin’ ny Tabernakely]] (na [[Sokota|Sokôta]]; hebreo: ''חַג הַסֻּכּוֹת I'' ''Hag haSoukkot''). Nisy ny fotoam-pifonan’nypifonan’ ny vahoaka jiosy tamin’Andriamanitratamin’ Andriamanitra noho ny fahotan’izy ireo. Nataon’iNataon’ i [[Nehemia]] ny hahatonga an’ian’ i Jerosalema honenan' ny Jiosy maro. Nisy koa ny fepetra noraisiny mba hikarakarana ny [[Tempolin' i Jerosalema|Tempoly]] sy ny [[Levita]] miasa ao.
 
=== Fanadiovana ny tanàna (11 – 13) ===
Nanao fanadiovana ny tanàna sy nanohy ny fanavaozana ara-pivavahana koa i [[Nehemia]]: fandroahana ireo [[Jentilisa|tsy Jiosy]] avy ao amin’ny fiangonan’Andriamanitra, fandraràna ny fanaovan-draharaha amin’ny andro [[Sabata (jiosy)|sabata]], fandraràna ny fanambadiana olana hafa firenena.
 
Niverina any [[Sosa]] i Nehemia ka nahazo alalana indray hiverina any [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]]. Nitsidika an’ian’ i Jerosalema fanindroany i Nehemia 12 taona taty aoriana ka hitany fa niverina amin’nyamin’ ny fanaony taloha indray ny Jiosy tao Jerosalema.
 
== Jereo koa: ==
'''Boky ara-tantara protokanonika:'''
 
* [[Bokin' i JosoaJôsoa]] (na Jôsoe)
* [[Bokin' ny Mpitsara|Bokin' ny mpitsara]]
* [[Bokin' i Rota]]
* [[Boky voalohan' i Samoela]]
* [[Boky faharoan' i Samoela]]
* [[Boky voalohan' ny Mpanjaka]]
* [[Boky faharoan' ny Mpanjaka]]
* [[Boky voalohan' ny Tantara]]
* [[Boky faharoan' ny Tantara]]
* [[Bokin' i Ezra]] (na Esdrasa)
* [[Bokin' i Nehemia]]
 
'''Boky ara-tantara deoterokanonika:'''
 
* [[Bokin' i TobiaTôbia]]
* [[Bokin' i Jodita]]
* [[Boky voalohan' ny Makabeo]]
* [[Boky faharoan'ny Makabeo|Boky faharian'ny Makabeo]]