Arsamesy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Koning Arsames Perzische koningen (serietitel) Series Regum Persarum (..) (serietitel), RP-P-1982-125.jpg|vignette|239x239px|Arsamesy ]]
I '''Arsamesy''' dia mpanjaka isan' ireo [[Akemenida]] tamin' ny taona 520 tal. J.K., zanak' i [[Ariaramnesy]], nandao ny maha mpanjaka azy izy mba hampisy fitokisana eo aminy sy i [[Kirôsy Lehibe]]. Niala tamin' ny raharaham-pitondrana izy ka nonina tao [[Farsa]] nandritra ny taona maro dia maro. Amin' ny [[teny persiana taloha]] dia atao hoe ''Arshâma''. Amin' ny [[teny persana]] dia atao hoe آرشام / ''Arshâm''. Amin' ny [[teny grika]] dia atao hoe Ἀρσάμης / ''Arsamês''.