Teispesy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
I '''Teispesy''' dia mpanjakan' i [[Persia]] nanomboka tamin' ny taona 675 tal. J.K. hatramin' ny taona 640 tal. J.K., izay nandimby an' i [[Akemenesy]] rainy. Teo anelanelan' ny taona 674 sy 670 izy dia niondrika teo anatrehan' i FaraortesyFaraôrtesy (grika: Φραόρτης ''/ Phaortês'') mpanjakan' ny [[Mediana]]. Atao hoe Τεΐσπης / ''Teispês'' izy amin' ny [[teny grika]].
 
Rehefa maty i Teispesy dia nizara roa tamin' ireo zanany roa ny fanjakana persiana, ka i [[KirosyKirôsy I]] lasa mpanjakan' i ParsomàParsômà sy i Ansàna, fa i [[Ariaramnesy]] kosa lasa mpanjakan' i ParsaParsia.
 
== Jereo koa ==
Ireo mpanjaka persiana [[akemenida]]:
 
[[Akemenesy]] - [[Teispesy]] - [[KirosyKirôsy I]] - [[Ariaramnesy]] - [[Kambisesy I]] - [[Arsamesy]] - [[KirosyKirôsy Lehibe|Kirôsy II Lehibe]] - [[Kambisesy II]] - [[Bardià]] - [[DariosyDariôsy I]] - [[Kserksesy I]] - [[Artakserksesy I]] - [[Kserksesy II]] - [[SôgdianosySôgdianôsy]] - [[DariosyDariôsy II]] - [[Artakserksesy II]] - [[Artakserksesy III]] - [[Arsesy]] - [[DariosyDariôsy III]].