Akemenesy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:AchaemenidMapBehistunInscription.png|vignette|383x383px|Ny fivelaran' ny [[Akemenida|Empira akemenidaAkemenida]]]]
I '''Akemenesy''' no mpanorina ny fianakavia-mpanjaka (dinastia) [[Akemenida]]. Hita ao amin' ny sora-tsokitr' i Behistona, izay nataon' i [[Dariosy I|Dariôsy I]] na Dariosa I sora-tononina, ny anarany izay lazain' i DariosyDariôsy fa razamben' ny mpanjakan' i Asàna (''Heshan'' na ''Ashan'') rehetra sy an' ny mpanjakan' i [[Persia]] rehetra. I [[Teispesy]] (grika: Τεΐσπης / ''Teispês'') no zanany izay mpanjaka voalohan' i Asàna. Amin' ny [[Fiteny persana taloha|teny persiana]] dia atao hoe ''Hakhâmanish'', izy, fa amin' ny [[teny grika]] kosa dia Αχαιμένης / ''Akhaimenês.''
 
== Jereo koa ==
Ireo mpanjaka persiana [[akemenida]]:
 
[[Akemenesy]] - [[Teispesy]] - [[KirosyKirôsy I]] - [[Ariaramnesy]] - [[Kambisesy I]] - [[Arsamesy]] - [[Kirosy IIKirôsy Lehibe]] - [[Kambisesy II]] - [[Bardià]] - [[DariosyDariôsy I]] - [[Kserksesy I]] - [[Artakserksesy I]] - [[Kserksesy II]] - [[SôgdianosySôgdianôsy]] - [[DariosyDariôsy II]] - [[Artakserksesy II]] - [[Artakserksesy III]] - [[Arsesy]] - [[DariosyDariôsy III]].