Fiteny aostrôneziana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-23:
 
=== Fiteny malaiô-pôlineziana ===
[[Sary:Malayo-Polynesian-en.svg|vignette|Sarintany maneho ny faritra tenenana ny fiteny malaiô-pôineziana]]
Ny [[fiteny malaiô-pôlineziana]] no sampana lehibe indrindra ao amin' ny fianakaviam-piteny aostrôneziana, fiteny ampiasaina hatrany andrefan' ny [[Ranomasimbe Indiana]] mamakivaky an' i [[Azia Atsimo Atsinanana]], ka hatrany atsinanan' ny [[Ranomasimbe Pasifika]]. Tsy isan' izy ireo ny fitenin' ny [[Melaneziana (vahoaka)|Melaneziana]].
 
Ligne 35 ⟶ 36 :
[[Sary:Austroneske jazyky.PNG|vignette|337x337px]]
Ny [[fiteny ôseanika]] na fiteny ôseaniana dia ireo fiteny aostrôneziana sy fiteny teratany hafa tenenin' ny olona amin' ireo nosy maro any [[Ôseania]]. Miisa 450 any ho any ireo fiteny ireo. Ny velarana voasahan' ny mpiteny ireo fiteny ireo dia mahafaoka an' i [[Pôlinezia]] sy ny ampahany be amin' i [[Melanezia]] sy [[Mikrônezia]]. Na dia mahasahana erana midadasika aza ireo fiteny ireo dia miisa 2 000 000 eo ho eo ihany ny mpiteny azy. Ny fiteny ôseanika be mpiteny indrindra dia ny [[fiteny fijiana]] (mpiteny 600 000) sy ny [[fiteny samôana]] (400 000 mpiteny).
 
<!--
{{Légende/Début}}
{{Légende|#006e7c|[[Langues philippines|Philippines]]}}
{{Légende|#268000|[[Langues sama-bajaw|Sama-Bajaw]]}}
{{Légende|#11ff00|[[Langues de Sulawesi du Nord|Sulawesi du Nord]] ([[Gorontalo (langue)|Gorontalo]], [[Sangir (langue)|Sangir]]-[[Langues minahasanes|Minahasanes]])}}
{{Légende/Fin}}-->
{{Légende/Début}}
{{Légende|#ffa74d|Bornéo-[[langues philippines|philippines]]}}
{{Légende|#b33b49|[[Soundanais|Sunda]]-[[langues célèbiques|Sulawesi]] (dont [[langues malayo-sumbawiennes|malayo-sumbawiennes]]) et [[paluan]]}}
{{Légende|#a49800|[[Langues malayo-polynésiennes centrales|malayo-polynésiennes centrales]]}}
{{Légende|#85277f|[[Langues Halmahera du Sud-Nouvelle Guinée occidentale|Halmahera du Sud-Nouvelle Guinée occidentale]] ([[Langues Halmahera du Sud|Halmahera du Sud]] et [[Langues cenderawasih|Baie de Geelvink]])}}
{{Légende|#ff60c5|[[Langues océaniennes|Océaniennes]]}}
{{Légende/Fin}}]]
 
== Jereo koa ==