Fiteny aostrôneziana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Migraciones austronesias.png|400px354x354px|right|thumb|Sarintany maneho ny faritra eto amin' izao tontolo izao itenenana fiteny aostrôneziana.]]
 
Ny '''fiteny aostrôneziana''' dia ny fiteny tenenina eto [[Madagasikara]], any [[Azia Atsimo Andrefana]], ao amin' ny [[ranomasimbe Pasifika]] ary any [[Taioàna]]. Ny isan' ireo fiteny aostrôneziana manerana izao tontolo izao dia eo amin' ny 1  268, izany hoe vondrom-piteny faharoa raha ny isan' ny fiteny no heverina, aorian' ireo [[Fiteny nizero-kongoley|fiteny nizerôkôngôley]].
 
Ny anarana hoe ''aostrônezia,'' izay avy amin' ny [[teny latina]] hoe ''auster'' (midika hoe "rivotra atsimo") sy ny [[teny grika]] hoe ''νῆσος / nêsos'' (izay midika hoe "nosy") dia midika ara-bakiteny hoe "nosin' ny rivotra atsimo".
 
Miisa roa ny zana-tsokajin' ny fiteny asotrôneziana: ny [[fiteny formôzana|fiteny fôrmôzana]], izay tenenina ao [[Taioàna]],sady misampana efatra, sy ny [[fiteny malaiô-pôlineziana]] any amin' ny toerana hafa ankoatr' i Taioàna. Ny nipoiran' ireo fiteny ireo dia tokony ho tao amin' ny tendrony atsimo atsinanan' i [[Sina]] na Fôrmôzy (na [[Taioàna]]) izay mbola ahitana mponina miteny aostrôneziana. Ireo [[fiteny melaneziana]], izay tokony ho isan' ny fiteny aostrôneziana, dia tsy nafangaron' ny mpahay fiteny noho ny antony ara-bolon-koditra.
 
Raha jerena ny toetr' ireo fiteny ireo dia hita fa toetra roa no iavahany amin' ny fianakaviam-piteny hafa, dia ny [[fampisampanan-teny]] sy [[fanakambanan-teny]] ao aminy:
Andalana faha-33:
=== Ny fiteny ôseanika ===
[[Sary:Austroneske jazyky.PNG|vignette|337x337px]]
Ny [[fiteny ôseanika]] na fiteny ôseaniana dia ireo fiteny aostrôneziana sy fiteny teratany hafa tenenin' ny olona amin' ireo nosy maro any [[Ôseania]]. Miisa 450 any ho any ireo fiteny ireo. Ny velarana voasahan' ny mpiteny ireo fiteny ireo dia mahafaoka an' i [[Pôlinezia]] sy ny ampahany be amin' i [[Melanezia]] sy [[Mikrônezia]]. Na dia mahasahana erana midadasika aza ireo fiteny ireo dia miisa 2  000  000 eo ho eo ihany ny mpiteny azy. Ny fiteny ôseanika be mpiteny indrindra dia ny [[fiteny fijiana]] (mpiteny 600  000) sy ny [[fiteny samôana]] (400  000 mpiteny).
 
== Jereo koa ==