Qom: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k tanàna ao amin'i Qom
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
 
Andalana faha-7:
|firenena = {{Iràna}}
|ben'ny tanàna =
|sary =Qom panorama.jpg
}}
 
I '''Qom''' dia tanàna ao amin'amin’ ny faritanin'faritra afovoan’ i [[QomIràna]], miorina eo amin’ ny renirano Rud-e Qom, renivohitry ny faritanin' i Qom. 150 <abbr>km</abbr> ao atsimon' i [[IrànaTeheran]] no misy azy.
 
== JeografiaToekarena ==
Fihaonan-dalana sy fihaonan-dalamby any amin' ny faritra misahana manokana ny fambolena [[voamadinika]], [[landihazo]], [[voankazo]], mafihoditra (noix) ary voninkazo pavot (''Papaver''), ity tanàna ity, izay manana orinasa mpanamboatra lamba landihazo, [[kiraro]], fanaka vita amin’ ny tanimanga sy amin’ ny vato fitaratra.
Ny isam-ponina dia 900000 mponina tamin'ny taona 2016.<ref name='geocities'>[http://download.geonames.org/export/ Iràna] ao amin'i geonames.org, novangiana ny 9/ 3/2019 </ref>
 
=== Toe-tanyKolontsaina ===
[[Sary:Santuario de Fátima bint Musa, Qom, Irán, 2016-09-19, DD 15.jpg|vignette|Toerana masin' i Fatima]]
I Qom dia iray amin' ny tanàna masina ao [[Iràna]]. Ao no misy ny fasan' i [[Fatimah Masumeh]], anabavin' ny imam Ali ar-Rida, toerana [[fivahiniana masina]] isan-taona ho an' ny [[Siisma|Mozilmana Siita]] an' arivony. Ao koa no misy ny fasan' ny mpanjaka [[Empira Safavida|safavida]] maro, ny [[môskea]], ny [[bazary]] ary ny tranombako-panjakana. Ny oniversite islamika ao Qom no lehibe indrindra amin' ny tontolon' ny Siita.
 
== Tantara ==
Niorina tamin' ny taonjato faha-9 io tanàna io, izay noravan' i [[Timur|Tamerlan]] tamin' ny taonjato faha-14 sy ny [[Afgana (vahoaka)|Afgana]] tamin’ ny taonjato faha-18. Tanindrazan’ ny ayatollah Khomeini izy sady renivohitry ny faritanin' i Qom hatramin' ny taona 1938. Nandritra ny taona 1930 no nivoaran' ny sehatry ny taozavabaventy tao amin’ io tanàna io.
 
== Jeôgrafia ==
Ny isam-poninaisan' ny mponina dia 900000900 mponina000 tamin' ny taona 2016.<ref name='"geocities'">[http://download.geonames.org/export/ Iràna] ao amin'i geonames.org, novangiana ny 9/ 3/2019 </ref>
 
=== Toetany ===
{{...}}