Repoblika Fahefatra (Madagasikara): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Seal of Madagascar.svg|vignette|244x244px]]
Ny '''Repoblikan' i Madagasikara''' na '''Repoblika Fahefatra''' dia repoblika fahaefatra eto [[Madagasikara]], nanaraka ny [[Repoblikan' i Madagasikara (1992-2009)|Repoblika Fahatelo]] (izay nantsoina hoe Repoblikan' i Madagasikara ihany koa), izay niforona nandritra ny Tetezamita notarihin' i [[Andry Rajoelina]] sady nambarany ny fijoroany tamin' ny 11 Desambra 2010 tao [[Antananarivo]]. I Andry Rajoelina, izay filohan' ny Tetezamita tamin' izany fotoana izany, no nitondra nandritry ny fiandohan' io Repoblika io nanomboka tamin' ny fanambaràna azy hatramin' ny faran' ny taona 2013. Nandimby azy i [[Rajaonarimampianina Hery|Hery Rajaonarimampianina]] tamin' ny alalan' ny fifidianana tamin' io taona io. Taorian' ny filaharana an-dalabe tao Antananarivo dia nisy fifidianana tamin' ny taona 2018, izay nahalany filoham-pirenena an' i Andry Rajoelina.
[[Sary:Andry Rajoelina greeting crowd.jpg|vignette|168x168px|Andry Rajoelina]]
[[Sary:Hery Rajaonarimampianina 2014-08-05.jpg|vignette|176x176px|Hery Rajaonarimampianina]]
 
== Fitondrana tetezamita ==
 
=== Hetsi-panoherana ===
 
=== Andry Rajoelina, filohan' ny Tetezamita ===
 
== Hery Rajaonarimapianina, filoham-pirenena ==
 
=== Fifidianana tamin' ny taona 2013 ===
[[Sary:Hery Rajaonarimampianina 2014-08-05.jpg|vignette|176x176px|Hery Rajaonarimampianina]]Tamin' ny nahafiloha an' i [[Andry Rajoelina]] tamin'ny [[Martsa]] [[2009]], dia nambara izy fa ho atao afaka 24 volana ny fifidianana ny lalam-panorenana vaovao.<ref name="BBC">[http://news.bbc.co.uk/2/hi/africa/7948196.stm "Madagascar president forced out". BBC. 2009-03-17]. novangiana ny 24 sept. 2013.</ref> Ny 25 Aprily 2013, nametraka ny kandidatiorany i Lalao Ravalomanana<ref>[http://www.rfi.fr/afrique/20130426-madagascar-ex-premiere-dame-pays-brigue-presidence Madagascar: l'ex-première dame officiellement candidate à la présidence]</ref> (TIM). Nilaza i Andry Rajoeelina fa tsy hirotsaka ho kandidà amin' ny [[Fifidianana filoham-pirenena ao Madagasikara 2013|fifidianana filoham-pirenena 2013]]<ref>{{fr}} [http://www.lefigaro.fr/flash-actu/2013/01/15/97001-20130115FILWWW00723-madagascar-rajoelina-renonce.php Madagascar: Rajoelina renonce]</ref>, aloha ny fivadi-keviny tamin' ny 3 Mey 2013.<ref>[http://www.aoraha.com/fifidianana-filoha-kandida%E2%80%88tsy%E2%80%88nampoizina%E2%80%88tamin-ny%E2%80%88ora%E2%80%88farany%E2%80%88rajoelina%E2%80%88andry/ Fifidianana filoha – Kandidà tsy nampoizina tamin’ ny ora farany Rajoelina Andry]</ref> Saingy noteren' ny fianakaviambe hanaisotra ny firotsahany hofidiana, niaraka tamin' i Lalao Ravalomanana sy Ratsiraka Didier Ignace. Nandiso fanantenana an' i [[Frantsa]] ny fiovan-kevitr' i Rajoelina ary ny fanekena ny kandidatioran' i Didier Ratsiraka ary Lalao Ravalomanana. Misy koa ireo kandidà tsy manaiky izay fanapahan-kevitra izany. Ny antony dia ny tsifamenoan' ireo kandidà roa ireo ny fepetra mikasika ny kandidatiora, ary ny fanekena ny kandidatioran' i Rajoelina izay efa tafahoatry ny daty<ref>[http://www.lemonde.fr/afrique/article/2013/06/21/21-contre-3-la-presidentielle-se-polarise-a-madagascar_3434504_3212.html 21 contre 3 : la présidentielle se polarise à Madagascar]</ref>.  
 
Ho solon' ireo olona voaesotra ireo, dia nanolotra an' i Hery Rajaonarimampianina ny kandidà Roger Kolo ary Jules-Étienne, izay manao an' i Rajaonarimampianina ho kandidà farany afaka milatsaka hofidiana.<ref>{{Cite web|title=Hery Rajaonarimampianina,. nouveau candidat à l’élection présidentielle Malgache|url=http://fr.starafrica.com/actualites/hery-rajaonarimampianina-nouveau-candidat-a-lelection-presidentielle-malgache.html|accessdate=2013-09-24|archivedate=2014-10-06|archiveurl=https://web.archive.org/web/20141006115610/http://fr.starafrica.com/actualites/hery-rajaonarimampianina-nouveau-candidat-a-lelection-presidentielle-malgache.html}}</ref>
 
=== Fitondran' i Hery Rajaonarimampianina ===
 
== Andry Rajoelina, filoham-pirenena ==
[[Sary:Andry Rajoelina greeting crowd.jpg|vignette|168x168px|Andry Rajoelina]]
== Jereo koa ==
* [[Madagasikara]]
Ligne 14 ⟶ 29 :
* [[Repoblikan' i Madagasikara (1992-2009)]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==
[[sokajy:Politika ao Madagasikara]]