Fianakaviambem-piteny nizerô-kôngôley: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Niger-Congo map.png|vignette|410x410px358x358px]]
Ny '''fiteny nizerô-kôngôley''' na '''fiteny nizer-kôngô''' dia vondrom-pianakaviam-piteny afrikana maro mpiteny indrindra sady miparitaka amim-beleran-tany midadasika indrindra. Ny ankamaroan' ny fiteny afrikana dia ao amin' io fianakaviam-piteny io, izay ahitana fiteny miisa 1 525, izany hoe 21%n' ny fiteny maneran-tany, ka izy no mitana ny laharana voalohany raha ny isan' ny fiteny ao aminy no heverina. Olona miisa 459 000 000 any ho any no miteny nizero-kongoley, izany hoe ny 7 %n' ny mponina maneran-tany, ka ny antsasaky ny isan' ireo fiteny ireo dia tenenin' ny olona miisa tsy latsaky ny 29 000 isaky ny fiteny avy. Miavaka ny fiteny nizero-kongoley amin' ny fisian' ny [[Kilasin'anarana (fitsipiteny)|kilasin'anarana]]. Isan' ny fiteny nizerô-kôngôley, ohatra, ny [[fiteny iôroba]] sy ny [[fiteny igbo|fiteny igbô]] sy ny [[fiteny oôlôfo]] ary ny [[fiteny soahily]].
 
Mizara fianakaviam-piteny 15 ny vondrom-pianakaviam-piteny nizerô-kôngôley, dia
 
* ny [[fianakaviam-piteny katla]].
* ny [[fianakaviam-piteny rasada]].
* ny [[fianakaviam-piteny ijoida]]
* ny [[fianakaviam-piteny dôgôna]].
* ny [[fianakaviam-piteny mande]], ka anisan' izany ny [[fiteny bambara]], ny [[fiteny diola]], ny [[fiteny malinke]], ny fiteny soso, ny fiteny mende, ny fiteny kpele, ny [[fiteny soninkesôninke]] ary ny fiteny dana.
 
* ny fianakaviam-piteny lafofa.
* ny fianakaviam-piteny talody-heibàna.
* ny [[fianakaviam-piteny atlantika]], isan' izany ny [[Fiteny fola|fiteny peolafolany]].
 
* ny fianakaviam-piteny kro.
* ny [[fianakaviam-piteny senofosenofô]], ka isan' izany ny fiteny sebaara, ny fiteny mamara ary ny fiteny sopiire.
* ny fianakaviam-piteny gora, isany ny fiteny more.
* ny fianakaviam-piteny adamaoa-obangiana, isany ny fiteny momoie.
 
* ny fianakaviam-piteny koa, isany ny fiteny akàna, ny fiteny eoe, ny fiteny baole, ny fiteny fongbe, ny fiteny ga ary ny fiteny agny.
* ny [[fianakaviam-piteny voltaikavôltaika-nizeriana]], isany ny [[fiteny iôroba]], ny fiteny edo, ny fiteny[[Fiteny igbo|fiteny igbô]], ny fiteny nope ary ny fiteny idoma.
* ny [[fianakaviam-piteny benoe-kongoleykôngôley]].
 
Marihina fa mbola azo avondrona anaty vondrom-piteny tao hoe fiteny atlantika-kôngôley ny fianakaviam-piteny lafofa, talody-heibàna, atlantika, kro, senofo, gora, adamaoa-obangiana, koà, voltaika-nizeriana ary benoe-kongoley. Azo avondrona ao amin'ny atao hoe fiteny voltaika-kongoley koa ny fianakaviam-piteny kro, senofo, gora, adamaoa-obangiana, koà, voltaika-nizeriana ary benoe-kongoley.