Maora (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Vahoaka aty Afrika
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Castillia.jpg|vignette|Niezaka nandresy lahatra ny mpanjaka almohada Abu Hafs Umar al-Murtada ny masoivoho kastiliana mba hanatevin-daharana ny firaisankinany. Fanehoana ankehitriny ny ''Cantigas de Santa Maria''.]]
Ny '''Maora''' na '''Mora''' dia vahoaka mpifindrafindra monina, vokatry ny fifangaroan' ny [[Berbera (vahoaka)|Berbera]] sy ny [[Arabo (vaahokavahoaka)|Arabo]] ary ny Afrikana mainty hoditra, monina indrindra any [[Maoritania]], sy any amin' ny tapany andrefana amin' i [[Sahara]], ary any amin' ny tapany atsimo amin' i [[Marôka]]. Misy Maora koa ny any [[Malỳ|Maly]] sy [[Senegaly]]. Atao hoe ⵎⵓⵔⵉⵢⵏ - I''muriyen'' izy ireo amin' ny [[Fiteny berbera|teny berbera]].
 
Ny teny hoe ''Maora'', hatrany am-boalohany sy tamin' ny [[Andro Taloha]] dia manondro ny Berbera any [[Afrika Avaratra]], indrindra fa any [[Magreba|Maghreb]]. Tsy niavaka tsara tamin’ ny [[Nomidiana (vahoaka)|Nomidiana]] ny Maora raha tsy efa fantatry ny Rômana ny fisian’ ny fanjakana berbera maro tany amin’ ny farany andrefana.