Fiteny fola: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny fola''' na '''fiteny polo''' na '''fiteny peola''' na '''fiteny folany''' dia fiteny ao [[Afrika Andrefana]], ao amin' ny firenena sy fanjakana hita manamorona ny reniranon' i Senegal harany amin' ny an' i [[Nily]], firenena miisa roapolo any ho any, ka isan' izany i [[Senegaly]], i [[Malỳ]], i [[Maoritania]], i [[Gambia]], i [[Ginea]], i [[Kamerona]], i [[Nizera]], i [[Borkina Fasô]], i [[Tsady]], i [[Nizeria]], i [[Ganà]], i [[Siera Leôna]], ary i [[Sodàna]].
 
== Jereo koa ==