Fiteny toarega: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fiteny ao Afrika
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny toarega''' dia sampan' ny [[Fiteny berbera|vondrom-piteny berbera]], ao amin' ny [[Fiteny hamitô-semitika|fianakaviam-piteny afrô-aziatika]] na hamitô-semitika, izay tenenin' ny [[Toarega (vahoaka)|vahoaka toarega]]. Ireo fiteny ireo dia tenenina indrindra ao [[Alzeria]], ao [[Borkina Fasô]], ao [[Libia]], ao [[Malỳ|Maly]] ary ao [[Nijera|Nizera]]. Mahatratra hatrany amin' ny 5 tapitrisa ny olona miteny azy ireo. Ireto ireo fiteny ireo: ny [[fiteny tamahàka]] (ao avaratra), ny [[fiteny tamaseka]], ny [[fiteny tamajeka]], ny [[fiteny taoelemeta]] (ao atsimo). Soratana amin' ny [[abidy tifinagy]] sy amin' ny [[abidy latina]] ireo fiteny ireo.
 
Ohatra: