Fiteny kiniaroanda: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
 
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny kiniaroanda''' dia [[fiteny banto]] izay tetenin' ny vahoaka ao amin' ny tapany iray amin' ny faritry ny [[Farihy Lehibe (Afrika)|Farihy Lehibe]] ao Afrika, Fitenim-pirenena izy ao [[Roanda]] ka saika ny vahoaka roandey manontolo no mitenymampiasa aminyazy (11 000 000 any ho any), izay ahitana fiovana isam-paritra, indrindra ao avaratra sy ao atsimon' i Roanda. Tenenina ao amin' ny tapany atsimon' i [[Oganda]] sy ao amin' ny tapany avarara-andrefan' i [[Tanzania]] ary ao amin' ny tapany atsinanan' ny [[Repoblika Demôkratikan' i Kôngô]] koa ity fiteny ity. Ny [[fiteny kirondy]] izay teteninatenenina ao [[Borondy]] (misy mpiteny miisa 9 000 000 any ho any) dia fiteny akaiky dia akaiky ny fiteny kiniaroanda, toraka izany koa ny [[fiteny giha]] izay tetenina ao amin' ny faritra andrefana aoamin' i [[Tanzania]] (misy mpiteny miisa 1 000 000 any ho any).
 
== Jereo koa ==