Kôntra-Refôrma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Elia naurizio, congregazione generale del concilio di trento in s.m. maggiore, 1633, 01.jpg|vignette|289x289px|Fivoriana nandritra ny [[kônsily tao Tridentio]] (na Trenta)]]
Ny '''Kôntra-Refôrma''' dia fihetsiketsehana izayhetsika nentin' ny [[Fiangonana katôlika]] namaly ny [[Refôrmasiona prôtestanta]] tamin' ny taonjato faha-16. Ny Kôntra-Refôrma dia niseho tao anatin' ny hetahetam-panitsiana sy fanavaozana ara-pivavahana nahazo ny Andrefan' izao tontolo izao kristiana, izay nanomboka tamin' ny taonjato faha-15. Namaly amin' ny ampahany ireo tanjon' ny Fiangonana katôlika izay mikendry ny hametra ny fielezan' ny [[prôtestantisma]] izany fihetsiketsehanahetsika izany. Izay dia nahafahan' ny Fiangonana katôlika nahazo fiasana ara-panahy sy ara-pitaovana mba hanombohana ny famerenana indray amin' ny ampahany ireo faritra azon' ny fiangonana prôtestanta, sady hanombohan' ny fihavaozana ara-pivavahana indray.