Fiteny arabo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Niala ny fanovàna 1048728 nataon'i Thelezifor (resaho)
Marika: Annulation Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-6:
}}
 
Ny '''fiteny arabo''' dia [[fiteny semitika]] tenenina ao avaratr'i [[Afrika Avaratra]] sy any [[Azia Andrefana]]. Io fiteny io dia anisan' ny fiteny ofisialinôfisialin' ny [[Firenena Mikambana]] sy fiteny ofisialyôfisialy tokan' ny [[Liga Arabo]]. Raha atambatra ny olona miteny arabo eo amin' ny firenena rehetra izay lazaina fa miteny arabo ofisialyamin' ny fomba ôfisialy, dia eo amin' ny 240 tapitrisa eo ho eo.
 
Ny fielezan' ny tenyfiteny arabo ankehitriny dia avy amin' ny hery ara-tafiky ny [[Mozilmana]] izay tonga nampiely ny [[Finoana silamo|fivavahana silamo]] sy ny finiavan' ny [[kalifa]] (izay mibaiko ny mpino) ary ny mpino mampiely ny finoana silamo eran-tany. Ny boky masin' ny [[Silamo]]silamo, nyatao hoe [[Kor'any]], izay nosoratana tamin' ny tenyfiteny arabo, no manome lanja ny fiteny arabo eo anivon' ny vahoaka mozilmana eran-tany.
 
Noho ny fielezan' ny fiteny arabo dia samihafa ny fiteny an-tsoratra sy ny fiteny tenenina. Ao amin' ny fiteny an-tsoratra dia ahitana ny [[fiteny arabo klasika]] (fiteny arabo talohan' ny [[Kor'any]] sy ny [[fiteny arabon' ny Kor'any]] ary ny fiteny arabo taorian' ny Kor'any), sy ny fiteny arabo ankehitriny. Ny atao hoe fiteny arabo tenenina na fiteny arabo isan-toerana dia ny fitenim-paritra arabo rehetra.
 
== Jereo koa ==