Fiteny arabo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Révoqué Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Niala ny fanovàna 1048728 nataon'i Thelezifor (resaho)
Marika: Annulation Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
{{infobox fiteny
|fiteny=fiteny arabo<br>العربية
|isan' ny mpiteny=240 tapitrisa
|faritrafaritany=[[Tontolo Araboarabo]] ([[Afrika Avaratra]], [[Azia Andrefana]])
|sata= '''FitenyTeny ôfisialyofisialy''':<br>{{Arabia Saodita}}, {{Aljeria}}, {{BareinaBaharainy}}, {{Ejipta}}, {{Jordania}}, {{KôeityKoweit}}, {{LibànaLebanona}},{{Libia}}, {{MarôkaMaroka}}, {{ÔmànaOman}}, {{Palestina}}, {{Siria}}, {{Tonizia}}, {{IemenaYemen}}<br>'''Fikambanana iraisam-pirenena'''<br> {{Liga Arabo}}, {{Firenena Mikambana}}
}}
 
Ny '''fiteny arabo''' dia [[fiteny semitika]] tenenina ao avaratr'i [[Afrika Avaratra]] sy any [[Azia Andrefana]]. Io fiteny io dia anisan' ny fiteny ôfisialinofisialin' ny [[Firenena Mikambana]] sy fiteny ôfisialyofisialy tokan' ny [[Liga Arabo]]. Raha atambatra ny olona miteny arabo eo amin' ny firenena rehetra izay lazaina fa miteny arabo ôfisialyofisialy, dia eo amin' ny 240 tapitrisa eo ho eo.
 
Ny fielezan' ny fitenyteny arabo ankehitriny dia avy amin' ny hery ara-tafiky ny [[Mozilmana]] izay tonga nampiely ny [[Finoana silamo|fivavahana silamo]] sy ny finiavan' ny [[kalifa]] (izay mibaiko ny mpino) ary ny mpino mampiely ny finoana silamo eran-tany. Ny boky masin' ny silamo[[Silamo]], atao hoeny [[Kor'any]], izay nosoratana tamin' ny fitenyteny arabo, no manome lanja ny fiteny arabo eo anivon' ny vahoaka mozilmana eran-tany.
 
Noho ny fielezan' ny fiteny arabo dia samihafa ny fiteny an-tsoratra sy ny fiteny tenenina. Ao amin' ny fiteny an-tsoratra dia ahitana ny [[fiteny arabo klasika]] (fiteny arabo talohan' ny [[Kor'any]] sy ny [[fiteny arabon' ny Kor'any]] ary ny fiteny arabo taorian' ny Kor'any), sy ny fiteny arabo ankehitriny. Ny atao hoe fiteny arabo tenenina na fiteny arabo isan-toerana dia ny fitenim-paritra arabo rehetra.
 
== Jereo koa ==