Fiteny malay: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Marika: Annulation |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-5:
|sata=Teny ofisialy any [[Malaizia]], [[Singapaoro]] ary [[Indonezia]]
}}
[[
Ny '''fiteny malay''' na '''fiteny maley''' dia [[Fiteny aostrôneziana|fiteny aostrônezianina]] izay tenim-pirenen' i [[Malaizia]], [[Indônezia]] ary [[Boroney]]. Anisan' ny teny ôfisialin' i [[Singaporo|Singapaoro]] ihany koa ilay fiteny na dia tsy fiteny iombonana intsony aza. 40 tapitrisa ny isan' ny olona mahay miteny malay, izay hita eo amin' ny manodidina ny andilan-dranomasin' i Malacca sy ny morontsiraky ny nosy [[Bôrneô]] ary ny faritra atsinanana ao [[Somatra]]. Noho ny sata ôfisialiny dia mahery ny 200 tapitrisa ny isan' ny olona mahay miteny malay (raha isaina ao anatin' izay ireo olona mahay miteny indônezianina).
|